Ratsy vava ny Mpitondra ary hanody azy izany

1. rabaradaka ( 23/07/2014 08:50)
"Ça servira de leçons à tous les Journalistes", dixit Henry Rabary Njaka SGP de la Présidence. Ratsy vava mihitsy ity Bary-Njaka ity. Sao lahy ka ny Fitondran'Atoa Filoha mamim-bahoaka sady voafidim-bahoaka no hahazo lesona amin'io resaka fanagadrana mpanao gazety io
novalian'i 5laody ny 23/07/2014 09:46
2. 5laody ( 23/07/2014 09:46)

Salama,

Mba lazao anay tsy maharaka hoe inona no nitranga. qui quoi quand où comment pourquoi?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0854