Toa mbola manao propagandy ny Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka Hery

1. rabaradaka ( 23/07/2014 04:25)
Raha mihaino ny kabarin'Andriamatoa Filoha hajaina mamim-bahoaka sy vofidim-bahoaka Hery Rajanoarimampianina dia toa mbola kabary fanaovana propagandy no heno na ny ambiansy aza tena mbola ambiansy propagandy. Mba atory izy ry Mainty a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.282