voatsiperifery sy jirofo

1. vazivazo ( 19/06/2014 12:21)
Ary mba azo ampiasaina amin'ny sakafo ve ireny voatsiperifery ireny e? dia ny sakafo toa inona no azo asaiana azy ankoatran'ny sakay
Ary ny jirofo woa mba inona tokoa ny fampiasana azy matetika e, misaotra @ valitenareo
novalian'i ora ny 03/07/2014 12:19
2. ora ( 03/07/2014 12:19)
raha tsy diso aho toaatao fangaron tsakay ny voatsiperifery an, sa tsy izany rey olona, fa ny jirofo tena tsy haiko kosa aloha e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.267