Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Josiah, milahatra araka ny daty
josiah ( 01/08/2014 22:35)
Fohy zavatra
Miaraka aminy lehilahy fohy zavatra woa tena tsisy tsirony mihitsy fa mangitikitika fotsiny, sao dia mba misy manana torohevitra hoe inona no tokony atao mba hampilay anle firaisana, ilay lehilahy tsy... tohiny
josiah ( 17/07/2014 21:51)
Mipetraka aty an-dafy
Hono ho aho rhf hoe mipetraka aty an-dafy ve dia manam-bola na manakarena ny dikanizay, dia rhf manazava anilay fiainana aty an-dafy ianao hoe tsy hotazana tahaka ny ravikazo anie ny vola any fa mila ... tohiny
novalian'i bazylou ny 28/03/2015 11:47
Josiah ( 21/06/2014 03:22)
Saucena nem
Sao dia mba misy afaka manome sauce nem ilay voanjo sy sakay iny , fa tena tsy tadidiko ny fanaovana azy si ireo ingredient ilaina.Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i josiah ny 27/06/2014 03:00
josiah ( 13/06/2014 02:56)
masturbation
Fahotana ve ny manao masturbation? ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/07/2014 18:29
josiah ( 06/06/2014 01:01)
Hoatrany any an-danitra
Sao dia mba misy afaka manazava hoe hoatrany ahoana kay izany ohatrany any an-danitra izany rhf ilay manao firaisana iny, fa efa ela ihany izay nanaovako izay fa tsy nahatsiaro otrany any an-danitra i... tohiny
josiah ( 04/12/2013 22:09)
anaran`aretina @teny francais
Mba mila fanampiana raha misy mahalala @teny Francais/Anglais ny dikan`ireto aretina ireto: Endramboalavo, kitrotro, voan`ny donika ilay misy mivonto ireny @nify, tandimerina.Misaotra mialoha anizay m... tohiny
JOSIAH ( 25/07/2012 18:41)
Impiry???
Impiry solafaka i Tselatra vao nahavita namoaka ilay hira rainay o iny??? Zay mahavaly anio mahay be... tohiny
novalian'i josiah ny 26/07/2012 17:36
JOSIAH ( 25/07/2012 18:36)
Fialamboly
Miarahaba antsika namana rehetra.Sao dia mba misy mahita fialamboly sahaza ny vehivavy bevoka mijanona ao an-trano nareo.Misaotra mialoha aminy famaliana ny hafatra.... tohiny
novalian'i pigkang ny 10/09/2024 08:37
josiah ( 15/09/2011 16:41)
vavaka hoany mpanala cepe
Tao ampiangonana no niseho ny tantara.Hoy pasitera miakara ety aloha avokoa ireo izay hanala cepe rehetra fa hoentina am-bavaka.Dia hoy ity ramatoa 1t@lay olona nipetraka teo akaikiny fa oviana kay ny... tohiny
novalian'i Tanny ny 20/10/2011 14:24
josiah ( 26/04/2011 07:26)
fa maninona
Fa maninona ho aho ny pris hotely any mada no lavo be e, toa pris francais reny daholo le izy de mba ahoana no hahatakarany gasy anireny pris reny e.... tohiny
novalian'i sipagasy ny 23/05/2011 17:05
Josiah ( 15/04/2011 21:38)
mitady salle hanaovana fety
Mitady salle hanaovana fety sy olona afaka mikarakara sakafo olona eo @80 eo no ho eo , toerana tana ,dia mila DJ ihany koa.Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i andy79 ny 13/10/2011 19:25
Josiah ( 15/04/2011 12:33)
Mila fanampiana ooo
Slt daholo ,za reto gasy mipetraka aty france manambady vazaha.Dia mieritreritra hamangy ny fianakaviana any mada.Te hanao fety be mihitsy aho rhf tonga any de aiza reto ny mba misy trano mora sy olon... tohiny
novalian'i Josiah ny 21/05/2011 09:58
JOSIAH ( 05/03/2010 13:16)
inona hoa e
Inona hoa ny tena dikany lety ee sy ny le alika tenindratsy ve izy io sa inona marina???... tohiny
novalian'i Bita ny 12/06/2010 11:25
JOSIAH ( 10/09/2009 09:23)
eeeeeeeeee
Slt daholo mba omeo fanaovana misao tsotsotra moa za ry reto an :wink: merci... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 18/09/2009 14:04
JOSIAH ( 08/09/2009 08:34)
mofo dipaina
Nisy zazalahy nividy mofo dipaina 10,tena 10 an nony tonga tany antrano nefa izy de lasa 9 sisa nankaiza ary ilay 1 oo :wink: ???Tantara hafa mihitsy ndray ity an nisy ramatoa nande train niaraka t@al... tohiny
novalian'i xxx ny 23/09/2009 01:22
JOSIAH ( 28/08/2009 11:59)
je suis lÀ
Nisy vehivavy makorelina gasy ,tsy de mahay teny frantsay loatra fa mimotamot eny fotsiny ndray andro nahazaka vazaha izy ka nanofa chambre zareo nakany aminy dosy aloha ilay vehivavy alohany hanomboh... tohiny
novalian'i Papoose ny 28/08/2009 13:24
JOSIAH ( 04/08/2009 16:35)
inona ary no nolazainy oo
Nisy tomobile zany nade mafy be mihitsy tena mirimorimo anie zany e kanjo ny farany nahavoadona olona izy tena voa mafy sy naratra be mihitsy ilay olona voadona,nivoaka ny fiarany ilay chauffeur vao n... tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 10:36
JOSIAH ( 01/08/2009 09:06)
nijery ve nareo
Nareo ve ry reto nijery anilay film zay manda goril tao @dailimotion omaly iny de mba tatarao ny fandehany fa maro ny mbola tsy mahalala manko :lol: ... tohiny
novalian'i JOSIAH ny 03/08/2009 17:24
JOSIAH ( 31/07/2009 07:41)
ahoana ry reto
Nareo sao de mahafantatra site ahafahana mianatra momba ny ordi ny tiako ho lazaina de ilay fianarana azy mihitsy hoatra hoe hampiasa windos de misaotra mialoha e :lol: ... tohiny
novalian'i ni81 ny 04/08/2009 16:27
JOSIAH ( 28/07/2009 11:56)
Inona ary oooooooooooooo
Inona ary ny laoka tena tiany mamany Hantatiana indrindra o :?: ... tohiny
novalian'i rhina ny 07/09/2009 12:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0098