inona hoa e

1. JOSIAH ( 05/03/2010 13:16)
Inona hoa ny tena dikany lety ee sy ny le alika tenindratsy ve izy io sa inona marina???
novalian'i Bita ny 12/06/2010 11:25
2. Djhamhal ( 07/03/2010 19:16)
tsia !! tsy teni ratsy zany miitsy io ka! fa miakina ¨@ tranganjavatra sy ny fientanampon'ilay olona no mahatonga antsika hiteny oe teny ratsy io oh: lelika lahy ty ! lazaina fa oe ompa io , nefa refa misy zaza vao teraka dongadonga reny dia lazaina fa oe: alikalika kely ilay zaza! dia ny lety ndray dia teny malagasy avy ¨@ oe : i ilay ty! izany oe azo atao koa oe ,i ndry ty ; na i ianao ty!
3. Mirananirina ( 08/03/2010 13:47)
ny le alika tenindratsy ve izy io sa inona marina???
chien dia vita
4. sipagasy ( 12/03/2010 20:34)
hihihihihihi, tsy niomehy injay aho raha tsy i Mirananirina kannn hihihi
5. kala ( 24/03/2010 08:50)
=)) =)) =)) =))
6. Bita ( 12/06/2010 11:25)
Hoy ilay namanay izay: "izaho koa manja sady sariaka fa rehefa mivadika lasa oa oa oa"aliaka"
Ary hono hoa: manahoana ny manoratra azy misy a ve eo anelanelan'ny i sy ny k sa tsisy e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.218