Mila fanampiana ooo

1. Josiah ( 15/04/2011 12:33)
Slt daholo ,za reto gasy mipetraka aty france manambady vazaha.Dia mieritreritra hamangy ny fianakaviana any mada.Te hanao fety be mihitsy aho rhf tonga any de aiza reto ny mba misy trano mora sy olona afaka miarange sakafo sy otrizany tena te hanao surprise be amle vadiko aho manko.Dia misaotra mialoha ry reto
novalian'i Josiah ny 21/05/2011 09:58
2. Josiah ( 15/04/2011 21:12)
Ao tana le fety no atao de mba valio moa ry reto an
3. sipagasy ( 16/04/2011 20:04)
mmhh ary raha ny fianakavianao ihany no miaraka misalahy!! tsy izay veh no mety kokoa?, @ izay koa hitan'ny vadinao fa tena mahay miray hina ianareo mianakavy??; tsy haiko aloha e! teny atsipy ny ahy iny ann
4. Josiah ( 17/04/2011 07:15)
Hevitra mety fa mba omeo idee ary hoe oratra hoe ahoana ???
5. rurik ( 04/05/2011 20:44)
za koa mitovy evitra @ sipagasy
miresaha @ fianakavianao izay atokisanao de mifandinika hoe inona ny sakaffo ny fety sy ny rehetra e
de ny hanomanana ny trano alohan'ny atongavanareo.
de izany hoe mandefa vola zany ianao nandokona trano ohatra ny hanomanana ny fety ny sakafo sy ny zavapisotro ho vataninareo.
asa aloha fa io no mba evitro.
dia mba asao zay refa tonga eeeeeeeeeeeeeee
6. josiah ( 05/05/2011 11:29)
Ilay sakafo tsy misy olana fa ilay fety hatao mba handanina ny andro no tadiavoko raha mba misy manan torohevitra
7. aavo ( 20/05/2011 18:19)
ny fanaon'ny olona aloha dia
Manofa trano lehibe iray ohatra hoe resto, dia ao no ifanarahana ny rehetra: sakafo, karaoké, tendritendry party... Satria ny fianakaviana mety tsy manana efitra lehibe nefa maro no asaina, sady misy vazaha.!! Raha misy havana manana toerana moa dia vao maika tena tsara.
Hevitra hafa koa, ohatra hoe maka orchetstre mihintsy hanafana ny fiarahana e, sady ireny mahay mi anim tsara ary amin'ny fomba tena malagasy. Mety lafolafo anefa.
Dia ao koa ianareo roa no mba mizara izay tianareo zaraina amin'ny namana sy ny fianakaviana : sary, fialam boly, projet, asa sns...; dia mifanao présentation eo daholo e!
Raha misy manan talenta moa amin'ny kilalao isan karazany dia vao maika koa tena tsara.
8. Josiah ( 21/05/2011 09:58)
Misaotra betsaka anareo namana nanoro hevitra e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3583