Jiolahim-bavy na dia hoe député aza

1. rabaradaka ( 18/06/2014 10:19)
Izao fitafy jiolahim-bavy izao dia azo itarafana ny toetrany sy ny toe-tsainy. Izao no fondateur ny HVM ao Tsimbazaza. Mba tsy izy kosa izao pataloha rovitra izao na dia hoe la mode aza e ! Jiolahim-bavy tanteraka na dia hoe député aza. Izao no olon'ny HVM sy ny forongony.
novalian'i bazylou ny 24/06/2014 08:16
2. sahia ( 18/06/2014 12:17)

rabaradaka:

Izao fitafy jiolahim-bavy izao dia azo itarafana ny toetrany sy ny toe-tsainy. Izao no fondateur ny HVM ao Tsimbazaza. Mba tsy izy kosa izao pataloha rovitra izao na dia hoe la mode aza e ! Jiolahim-bavy tanteraka na dia hoe député aza. Izao no olon'ny HVM sy ny forongony.

DIA TENA MAMPALAHELO TOKOA an, tsy mendrika amin'ny toerana tazonina sy amin'ny maha vehivavy lehibe azy, sao dia ny sainy kosa ary no efa voa e, mila mba sitranina any amin'ny Psy
3. endriny ( 20/06/2014 04:31)
Aleoko mahita an'io mba mizara fomba fitafy amin'ny sarababem-bahoaka. Toa izay ilay toa tsy azo kasihin-dalitra. Ka raha manantona aza dia mijery tsara izay tokony ho raisin-tanana sy tsia.

Ampio io depute io e... Avy aiza io?
4. vazivazo ( 20/06/2014 11:10)

endriny:

Aleoko mahita an'io mba mizara fomba fitafy amin'ny sarababem-bahoaka. Toa izay ilay toa tsy azo kasihin-dalitra. Ka raha manantona aza dia mijery tsara izay tokony ho raisin-tanana sy tsia.

Ampio io depute io e... Avy aiza io?

Fa ahoan moa no tonga ahasahianao fa raha izao no fomba fitafiny dia sahy mandray tanana anao izy io raha miarahaba!! ary sao mba nenitoanareo aza izy io???? LOL B
Ny tena azo ambara tsy isalasalana dia TSY MENDRIKA IZY AMIN'NY IMAGE entiny, manambany ny tenany sy mampitovy ny tenany amin'ny mpatory an-tsena sy ireny amoron-dalana ireny, tsy misy valera, raha miakanjo tsotra sy madio ange dia mety tsara e sady afaka mandray ny tanan'olona te hiarahaba ihany koa, fa izao fitafy entiny izao aza no tena vao maika ahatsapana fa ambany izy.
5. endriny ( 20/06/2014 14:09)

vazivazo:

Fa ahoana koa no ilazanao fa raha izao no fomba fitafiny dia jiolahim-bavy izy...?
6. mangana ( 21/06/2014 08:31)
raha io fitafy io aloha dia tsotra ny ahy : tsy maontina ary tena marina ny an'i rabaradaka hoe fitafy jiolahim-bavy sady barbô !
7. ombelline ( 23/06/2014 07:57)

mangana:

raha io fitafy io aloha dia tsotra ny ahy : tsy maontina ary tena marina ny an'i rabaradaka hoe fitafy jiolahim-bavy sady barbô !

Vidian-kaja vidiam-boninahitra hoy ny gasy
Noblesse oblige hoy ny vazaha
Izao no olona mi représenter ny malagasy izao, dia ny tena no menatra !
8. bazylou ( 24/06/2014 08:16)
Atao ahoana fa izay no nofidian ny vahoaka e., sokonendra sy makorela ................

Aongano indray izay sahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1518