sakafo maha BE SOKATRY

1. sahia ( 18/06/2014 12:27)
Maheno foan isika hoe ny papay , ny ravitoto, ny voanjo no sakafo maha be nono, fa mba inona KOSA ARY NY SAKAFO MAHA BE SOKATRY E? mety mba betsaka izao no mila izay toro hevitra izay any ho any an
novalian'i andrywui ny 24/06/2014 21:19
2. andrywui ( 18/06/2014 15:37)

sahia:

Maheno foan isika hoe ny papay , ny ravitoto, ny voanjo no sakafo maha be nono, fa mba inona KOSA ARY NY SAKAFO MAHA BE SOKATRY E? mety mba betsaka izao no mila izay toro hevitra izay any ho any an


Tonga de vary amn voanio + mahogo amn voanio ndreky hena + katakata manta andrahoina . Io no itako
3. vazivazo ( 19/06/2014 10:49)
karakory moa izany MAHOGO sy KATAKATA lahy e, tsa mba mahay tenim-paritra ani zaho???
4. andrywui ( 19/06/2014 22:49)
Vary sy coco , akondro sy hena amn coco sy zavatra mamy be hono .
5. ora ( 20/06/2014 11:44)
raha ny fijeriko ireo soso-kevitra ery ambony rehetra ireo dia AO AMIN'ILAY COCO zany ny tena loharano mahangeza azy an, ka raha tonga dia coco fotsiny no hohanina isan'andro e
6. 5laody ( 20/06/2014 14:37)
Tsy mila exercices kely ve? sao ny kibo indray no lasa aloha?
7. sahia ( 24/06/2014 08:58)

5laody:

Tsy mila exercices kely ve? sao ny kibo indray no lasa aloha?


ie, mis ny kibo sy ny nono mihitsy no mivoitra kan, zan oe ny sokatry norme ihany fa ny tokony mba atoro an'izy ireny ngamba dia ilay fampihenana ny nono sy ny kibo ihany koa, amin izay mba proportionnelle tsar n vatany
8. andrywui ( 24/06/2014 21:19)

sahia:


5laody:

Tsy mila exercices kely ve? sao ny kibo indray no lasa aloha?


ie, mis ny kibo sy ny nono mihitsy no mivoitra kan, zan oe ny sokatry norme ihany fa ny tokony mba atoro an'izy ireny ngamba dia ilay fampihenana ny nono sy ny kibo ihany koa, amin izay mba proportionnelle tsar n vatany


Ah non ,,abotsin'ny coco daholo rehefa mety ho afaka mibotsina ka ,,aleo ne listeko e ,,,
Vody ,nono ,culotte de cheval (hanche) ,fe ,ny sandry lasa daholo .
Fa izao alou e ,,mbola mety ho sarotsarotra zay satria efa antitra ve vao hisarangitika atsy sy aroa hanabe vody ?? Fa ho an'ny zanakao kosa vao manomboka 3mois de zaro babena fatorana ao andamosina izy fa automatique izy tringa sy be vody refa lehibe . Fa nenao raha ny marina de zao ,,amboary ny saina fa raha manana atoraka de manafara " bobaraba na chezbelette fa efficace ireny (jereo amn internet)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5739