mikasika ireny fomba fametrahana ny sotro ireny rehefa avy mihinana

1. ora ( 20/06/2014 11:39)
izao hono zany no dikan'ireny e

novalian'i nannie ny 21/06/2014 12:49
2. ora ( 20/06/2014 11:41)
tsara ho fantatra kosa aloha izany e, sao dia ihomehezan'ny olona eo rah eo amin'ny lovia fahadimy io no atao nefa NY TENA MBOLA NOANA BE ARY MBOLA TE HIHINANA
3. 5laody ( 20/06/2014 14:35)
Hay ve misy an'izao e? Soa ihany fa misy sotro foana ny ahy dia tsy hain'ny mpanasa ny mamaky azy.


ity hadinonao:


[size=25]J'ai piqué les couverts.[/size]
4. jantina ( 21/06/2014 08:31)
lolll
5. nannie ( 21/06/2014 12:49)
Mahaliana tokoa fa misaotra. Fa mba saika hanontany aho hoe fomba inona moa izany izy io ? Frantsay ? (Satria teny frantsay io hitako io, nefa asa...).
jantina:

lolll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7251