AHOANA NO MAHATONGA FANGALARANA VOLA?

1. ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 20:04)
Betsaka Olona Lasa Mangalatra Vola Satria Tsy Anasa, Tsy Tafita Fianarana, Sahirana, Mahanitra, Te Hangalatra Tsotra Izao Betsaka Mpangatra Vola Fangaroana Paosy, Fandrahonana, Takalon'aina, Tsy Fanana, Zatra Ny Mandromba, Efa Zatra Mikirakira Volabe, Fisokiana Resaka Ara Asa, Mamitaka, Kolikoly, Sns... Misy Efa Anasa Mbola Mangalatra, Tsy Mamerimbola Tahaka Receveur Sasany ...
2. Fitokisana ( 03/06/2014 11:43)
Fahantrana daholo no anton'io e! Marina fa miasa ny receveur, fa mba fantatrao ve hoe ohatrinona isambolana noa azony?Mahavelona azy sy ny vady amanjanany ve io asa io? Sure aho fa tsia. Avy any amin'ny lohany mihintsy no tokony hovaina. Ny tiako hotenenina hoe ny toekarena eto Madagasikara mihintsy no tokony hisondrotra, ny asa mtombo, ny sotsialy sy politika mirindra tsy misy korontana sy tsy misy tsikombakomba.
Be dia be ny zavatra tokony hovaina ra te hampiena ny fangalarana. Saingy ny fijeriko azy toa mbola haharitra siecle maromaro zay vao ho tanteraka izany!
3. ombelline ( 03/06/2014 14:02)

ANDRIAMENA45:

Betsaka Olona Lasa Mangalatra Vola Satria Tsy Anasa, Tsy Tafita Fianarana, Sahirana, Mahanitra, Te Hangalatra Tsotra Izao Betsaka Mpangatra Vola Fangaroana Paosy, Fandrahonana, Takalon'aina, Tsy Fanana, Zatra Ny Mandromba, Efa Zatra Mikirakira Volabe, Fisokiana Resaka Ara Asa, Mamitaka, Kolikoly, Sns... Misy Efa Anasa Mbola Mangalatra, Tsy Mamerimbola Tahaka Receveur Sasany ...


Style vaovao ahoana indray r'ise ity atomboka @ majuscule aby ny teny rehetra ity ?
4. mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:39)
Ie ! Miova io afaka 20 siecles any ho any ry Fitokisana a ! Amzay koa za tsy mamolava intsony !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.124