Mitady
1. Lesla
(
06/05/2014 21:40)
Mitady trompettistes 3
Trombonistes 3
Saxophonistes 2(alto na tenor na baryton)
Contrebassiste na bassiste 1
Pianiste 1
guitariste 1
Batteur 1
Mila mahay mamaky partitions
Tia jazz
Mipetraka eto france
Ny tanjona dia hanangana big band malagasy
Tsy mila olona tery saina !!
Raisina antanandroa raha misy vehivavy mahay ny iray aminy ireo.
Aza menatra na misalasala fa mba mahavita azy koa isika e!

novalian'i ombelline ny 13/05/2014 09:23
2. ombelline
(
07/05/2014 07:38)
Lesla:
Mitady trompettistes 3
Trombonistes 3
Saxophonistes 2(alto na tenor na baryton)
Contrebassiste na bassiste 1
Pianiste 1
guitariste 1
Batteur 1
Mila mahay mamaky partitions
Tia jazz
Mipetraka eto france
Ny tanjona dia hanangana big band malagasy
Tsy mila olona tery saina !!
Raisina antanandroa raha misy vehivavy mahay ny iray aminy ireo.
Aza menatra na misalasala fa mba mahavita azy koa isika e!
1. Aiza ilay toerana ?
2. Inona no ataonao hoe "tery saina" ?
3. Lesla
(
09/05/2014 11:30)
ombelline:

Salama e!
Ny hevitra dia hoe tsy maninona na aiza na aiza rehefa eto france.Izany hoe zaraina ny partitions,dia mba samy mi dechiffre ny anjarany ny tsirairay,dia mifankahita aminy toerana iray rehefa we manao repetitions.
Ny ataoko hoe tsy "tsy tery saina"...dia olona tsy bornée @ karazana mozika iray,ka rehefa tsy repertoire tsy tiany dia tsy manao na mila vaniny !.matetika aloha raha olona tia jazz dia tsy misy olana fa afaka misokatra @zavatra hafa.
Fa inona kay ny zavamaneno ampiasanao?...ny olana dia tsy mora ny mahita Malagasy @toerana iray , ka izay no mahatonga ny hoe rehefa eto frantsa dia mety.
Misaotra
5. Lesla
(
12/05/2014 21:36)
hery:
Ka important be ilay hoe eto France :-)
Betsaka ny avy any Madagasikara no nanantena
Miala tsiny raha nandiso fanantenana anareo...lavitra loatra ka ho sahirana @ famerenankira e.
6. ombelline
(
13/05/2014 09:23)
@ Hery >>> Efa nosoratany hoe Frantsa fa kely ilay soratra dia tsy hitako koa
Mbola malalaka loatra izany hoe samy eto Frantsa izany, raha any Bretagne ny iray ka any Nice ny iray dia mbola tsy mora ihany.
Mbola malalaka loatra izany hoe samy eto Frantsa izany, raha any Bretagne ny iray ka any Nice ny iray dia mbola tsy mora ihany.