Te hanangana big band ka mitady ireto...

1. Lesla ( 06/05/2014 21:51)
Mitady trompettistes 3
Trombonistes 3
Saxophonistes 2(alto na tenor na baryton)
Contrebassiste na bassiste 1
Pianiste 1
guitariste 1
Batteur 1Mila mahay mamaky partitionsTia jazzMipetraka eto franceNy tanjona dia hanangana big band malagasy
Tsy mila olona tery saina !!Raisina antanandroa raha misy vehivavy mahay ny iray aminy ireo.Aza menatra na misalasala fa mba mahavita azy koa isika e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4137