Ny fitsinjaram-pahefana tao amin'n KOLOTV ny sabotsy omaly, avo lenta ny resaka
1. rabaradaka (
03/05/2014 07:58)
Tsara ilay fandaharana ary nahafinaritra tokoa ny ady hevitra mikasika ny fitsinjaram-pahefana tao : mpanao politika ny iray, mpikaroka manam-pahaizana ny iray ary administrateur civil ny iray. Fa ny mahagaga ahy dia izao : fa maninona no tsy hitan'ny fitondrana ireny olona manampahaizana ireny e ? Averina n alahady 4 mai 2014 à 05H ny redif.
Ka tsy ialaina manampahaizana ny fitondrana firenena ry namana a... DJ aza mahafolaka ny andrarezina mpanao politika, ary mbola ho avy indray fa aza taitra