Aiza no mba misy toerana fampianarana valiha?...

1. randz ( 16/04/2014 07:34)
Aiza no mba misy toerana fampianarana valiha?
novalian'i Radavison ny 08/09/2015 12:44
2. hery ( 22/04/2014 12:50)
Madagasikara sa Andafy io?
3. randz ( 15/05/2014 07:39)
Eto Madagasikara ihany ka.
4. Radavison ( 08/09/2015 12:44)
Tao amin'ny CNEM ampefiloha nisy tamin'ny taona 1985 tany ho any. Ny nampanatra anay tam zany Dia M. Rajanajatovo Lala. Manantena aho fa mbola misy ao amin'ny CNEM
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1261