Liste des messages

Liste des messages, inserés par tsitialainga, par ordre de date
tsitialainga ( 31/03/2014 23:12)
taom-baovao malagasy
Miarahaba ny Malagasy ambany lanitra rehetra tratry ny taona vaovao e. Dia ho zina hoantsika mianakavy indray ity taona manontolo ity.... suite
répondu par Rafarahasina le 07/11/2017 09:55
tsitialainga ( 28/03/2013 07:20)
Nitandrina SABATA ve sa ALAHADY ireo Martiora?
Araka ny voalazan'ny raki-tsoratra sasan-tsasany toy ny iray @ ireny mitondra ny loha-teny hoe "NY MARTIORA MALAGASY" nosoratan-dRABARY Mpitandrina tao Avaratrandohalo M.P.F, pejy faha-89, Toko XXI, m... suite
répondu par sitlo le 28/03/2013 22:27
tsitialainga ( 22/03/2013 09:29)
Paska tena Malagasy
PASKA TENA MALAGASY Mbola ao anatin’ny fankalazana ny ASARAMANITRA / TAOM-BAOVAO MALAGASY tanteraka isika izao, ary hotonga tsy hoela indray ny andro faha-14 dia ny PASKA MAL AGASY 2013. Mbola fomb... suite
répondu par sitlo le 26/03/2013 10:26
tsitialainga ( 26/02/2013 09:05)
Fitsangatsanganana lehibe
Salama daholo. Hisy fihaonam-be sady fitsangatsanganana ho an'ny fiangonana, sampana, fikambanana HEBREO MESIANIKA rehetra eto Madagasikara, eny @ « LA VERDURE » Amboanjobe (Fidirana 500 ariary) @ ... suite
répondu par hery le 26/02/2013 10:58
tsitialainga ( 04/02/2013 08:42)
Sarotra ve sa mahafaty ny mba manandrana e!
Efa lohahevitra niverimberina im-betsaka teto ny mikasika ny anaran'izay Andriamanitra tokony hantsoin'ny Malagasy, marina fa samy naneho hevitra tao daholo izay mpikaroka sy mpandalina sy mpitondra f... suite
répondu par totoavina le 13/02/2013 15:38
tsitialainga ( 27/01/2013 10:39)
Mbola tsy hita ihany izay marina
Raha tena mpivavaka marina sy manana ny Andriamaniny ny Malagasy, maninona no mbola toy izao ihany ny fiainany kanefa efa t@ 190 taona lasa izay no nampahafantarana azy io Andriamanitra io? Samia mano... suite
répondu par Miharena le 04/02/2013 16:44
tsitialainga ( 18/01/2013 12:24)
Poakaty ve ny tany?
Maro no milaza fa rediredy ny filazana fa misy lavaka ao @ tendron-tany avaratra sy atsimo kanefa efa betsaka ihany koa no nijoro vavolombelona fa tena marina ny fanambarana ary fuite avy tany @ firen... suite
répondu par tsitialainga le 18/01/2013 13:22
tsitialainga ( 18/01/2013 12:11)
Fa ALAHADY sa ASABOTSY no tena andro fivavahana e?
Betsaka ny misalasala @ tena andro marina natokana hivavahana @ ilay MPAHARY ny Lanitra sy ny tany fa inona no tena azo antoka fa ahatongavana any @ Fanajakan'ny Lanitra?... suite
répondu par ireneseta le 14/05/2015 14:23
tsitialainga ( 14/01/2013 07:45)
HETSIKA TAOM-BAOVAO 2013
Salama daholo. Efa fotoana tokony hiomanan-tsika rehetra izay mpandala ny fankalazana ny Taom-baovao voalaza ao anaty Baiboly indray izao na ny volana VOALOHANY @ Taona, koa manentana ny fikambanana ... suite
répondu par bor2lais le 18/01/2013 13:20
tsitialainga ( 14/01/2013 07:19)
TAOM-BAOVAO - ASARAMANITRA MALAGASY
Salanitra daholo. Efa manakaiky indray ity ny Taom-baovao tena Malagasy 2013 (ABIBA) ry zareo ka inona moa no manakana raha handeha isika rehetra izay mpandala ny soatoavina sy ny maha-Malagasy mba hi... suite
répondu par tsitialainga le 31/01/2013 16:24
tsitialainga ( 13/01/2013 10:05)
Fa dia naninona loatra ny Malagasy ????????
Fa dia naninona loatra ny malagasy no tsy navela hanoratra ny tantaran'ny fireneny? Fangah tsy misy nahay nanoratra taloha sa fa naninona loatra ny malagasy no tsy navela hanoratra sy hahalala tantera... suite
répondu par Nehemiah le 19/01/2013 05:51
tsitialainga ( 07/01/2013 18:30)
Tany Israël ny filoha
Tany Israël hoe ny filohan-tsika? Azo inoana ve zany fa mba mety hanana fivoarana sy fanantenana @ zay ny Malagasy satria tsy ho pélérinage fotsiny no nalehany tany angamba fa mba "hanara-penitr... suite
répondu par didi10 le 09/01/2013 10:28
tsitialainga ( 07/01/2013 18:19)
Sao dia tena Jiosy ny Malagasy e?
Efa lasa iny le fafy lainga momba ny 21 Decembre 2012 nataon'ny mpaminany sandoka fa izaho kosa asdepique mbola te hanamafy ny zavatra nolazainao ilay hoe jiosy ny Malagasy ka avy aminy ny famonjena. ... suite
répondu par moustaraf le 16/01/2013 06:03
tsitialainga ( 07/01/2013 14:19)
TAOM-BAOVAO DISO
Efa miha-malaza izao ny TAOM-BAOVAO MALAGASY izay tanterahina isan-taona eto amin-tsika. Mahafaly tokoa izany satria nody ventiny tsikelikely ny rano nantsakaina raha nanomboka mba nanentana izany iza... suite
répondu par tsitialainga le 16/01/2013 16:55
tsitialainga ( 07/01/2013 13:39)
Ny Malagasy sy ny Fivavahana
Tokony hankalaza ny Paska ve ny Malagasy ary ahoana no tena fankalazana azy? Betsaka mantsy ny miroa saina satria samy manana ny fomba fankalazany azy avy rehefa mety ho fiangonana sy antokom-pivavaha... suite
répondu par didi10 le 09/01/2013 08:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0568