Ny FFKM no hanolotra PM ho an'ny Hery

1. rabaradaka ( 16/02/2014 11:52)
Raha izao fandehan-javatra izao dia ny FFKM no hanolotra izay ho PM eo, i HVM koa efa manantona tsikelikely ny FFKM amin'izao. Raha tehamita ny mandat 5 taona i Hery dia tsy maintsy manao ilay lazain'ny FFKM hoe verité et reconciliation faran'izay haingana satria ny forces vives de la nation rehetra no ho voakasik'io fampihavanam-pirenena io.
novalian'i andrywui ny 25/02/2014 08:27
2. andrywui ( 25/02/2014 08:27)
Efa i Haja Resampa be mokony be iny no natolotry Mapar e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7313