efa nisy ve!

1. shala ( 25/01/2014 07:37)
salama daholo e!nataoko ato@lohahevitra fitiavana mitsy ti mba afahan' ny rehetra mamaly na lahy na vavy.

hono hoa ry namana pisera rehetra,tsaiko aloha raha efa nisy tato ti fanontaniko ti na tsy
za mantsy vao aingana ian pikambana tato ka ts dia mbola maharaka tsara. dia mb te hanontany a oe:inona kay no mba tena tin'lhilahy rehefa eo apireven e!tiko ho afapo tateraka le olona miarak@ko tsapako misy zavatra tiny ataoko nefa ts sahy miteny izy za ko ts manontany.vao manomboka lo ny action d ny safo2,bisou...fa le akotrzay mitsy mba tiko ho fantatra.

ny atao aminy ohatra na ny position tena tiany.zay fa dia manatena valiny avy@nareo.misaotra.
novalian'i shannie ny 22/02/2014 08:35
2. hadji ( 29/01/2014 05:06)
tsetsafo ny lohanonony dia safoy sy sokiro kely ny lava poriny dia aveo nonoy tsara ny fikany ataovy hotsaka mihitsy izao vao peho mitsongoloka e mahavita be oui,oui,oui,oui......
3. andrywui ( 29/01/2014 09:12)
Tena aona kou ary rahadji zany !!!! SIPA anie io ee ka sokiro aona ny innn ??
4. mirananirina ( 29/01/2014 19:52)
Odry raha fahazahoako azy dia vhv ianao. Matetika tsinona ny lhl foana no mitondra ny baolina dia manaraka fotsiny ianao dia afa-po izy.
5. shala ( 31/01/2014 23:04)
salam e!misaotra namaly,f oan'i Hadji sipa le manontany.
mirananirina a!aiza kos na dia mpitondra n baolina ary v izy d ts mb anana ny tena tiana.ny mpanao baolina ren ar mbol manana ny tena sahaza&mety@mandritr ny jeu ko.
6. mirananirina ( 04/02/2014 19:50)
Ka izay no tian ny lhl ko manaraka ny tiany ianao, manaiky izay ampanaoviny anao :D
7. m.i.s.a ( 04/02/2014 20:19)

mirananirina:

Odry raha fahazahoako azy dia vhv ianao. Matetika tsinona ny lhl foana no mitondra ny baolina dia manaraka fotsiny ianao dia afa-po izy.


ary i mirananirina zany ny baolina atao lalaovina fotsiny?
8. m.i.s.a ( 04/02/2014 20:21)

mirananirina:

Ka izay no tian ny lhl ko manaraka ny tiany ianao, manaiky izay ampanaoviny anao :D


tena baolina marina zany miranirina raha izany , baolina lalaovina

mba manana ny hasininy kosa ny vhv ry mirananirina a!
9. mirananirina ( 04/02/2014 20:26)

m.i.s.a:


mirananirina:

Ka izay no tian ny lhl ko manaraka ny tiany ianao, manaiky izay ampanaoviny anao :D


tena baolina marina zany miranirina raha izany , baolina lalaovina

mba manana ny hasininy kosa ny vhv ry mirananirina a!

Fa eto kosa aloha ry misa izaho baolina tsy apasipasy an!!! Lol
10. mirananirina ( 04/02/2014 20:30)

m.i.s.a:


mirananirina:

Odry raha fahazahoako azy dia vhv ianao. Matetika tsinona ny lhl foana no mitondra ny baolina dia manaraka fotsiny ianao dia afa-po izy.


ary i mirananirina zany ny baolina atao lalaovina fotsiny?

Ka hoe hanao izay aha afapo hono ko, izaho kosa aloha ry misa raha resaka io hatr@ izay ka hatramin izao dia manaiky sy manaraka foana fa tsy mbola nikômandy mihitsy, donc izay nolalaovina foana ve aho?
11. m.i.s.a ( 05/02/2014 17:37)

mirananirina:


Ka hoe hanao izay aha afapo hono ko, izaho kosa aloha ry misa raha resaka io hatr@ izay ka hatramin izao dia manaiky sy manaraka foana fa tsy mbola nikômandy mihitsy, donc izay nolalaovina foana ve aho?



tena i mirananirina mihintsy zany no atao hoe baolina lalaovina!!!

raha tsy inona ko mbola tsy nikomandy mihintsy mirananirina ? fa dia manaiky fahatany fotsiny izay tiany atao @ nao?

tsy hain'i mirananirina nga fa mitovy saranga ny lahy sy ny vavy no tsy mba mikomandy fa dia manaiky ambokony fotsiny no atao?
12. djhamhal ( 14/02/2014 12:56)
slm ! efa nisy novaliako ôtran io ao am resak olndehibe fa midira ao !
ny hamehezako azy fotsiny dia hoe: tsy olona 1 no afa-po fa olon 2 , si non adidy fa tsy fahafinaretana !
13. shannie ( 22/02/2014 08:35)
Tena aona kou ary rahadji zany !!!! SIPA anie io ee ka sokiro aona ny innn ??

MDR ko hadji zany! tonga masika be mintsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1452