Karaoke amin'ny teny frantsay ho a'ankizy kely

1. sitlo ( 28/01/2014 11:44)
http://jacques.risso.free.fr/Karaoke/Enfants/

Jerijereo koa fa misy hiran'olon-dehibe toa an-dry Goldman ao fa saingy ny ahy ilay an'ankizy ihany no ilaiko.

vanBasco ny ahy no logiciel ampiasaiko amin'ny windows 7 saingy indrisy fa tsy misy fametrana ny vitesse-ny. Raha ianarana mitendry indray dia synthesia no ampiasaiko sady azo ahena tsara ny vitesse-ny.
novalian'i sipagasy ny 09/02/2014 17:09
2. vahiny2004 ( 28/01/2014 13:57)
Misaotra anao nizara fa mahaliana ahy tokoa ilay site . Tsy misy ankizy madinika intsony fa ho an'ny ankizy vaventy ireto ato @ 1000 karaoke sy comédie musicale tena tsara
3. Nehemiah ( 31/01/2014 16:16)
(y)
4. sipagasy ( 09/02/2014 17:09)
mahafinaritra beh fa dia misaotra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0916