efa hoe aza maka
1. bazylou
(
30/12/2013 21:35)
an'i robinson fa i vendredi mbola any afrika atsimo. ianareo anie efa lazaina e.
Ary rehefa resy dia mipetraha fa resy fa tsy manangana izao atsanga tsy aman orana rehetra izao no atao raharaha. Tsy azo vokisana abobo intsony anie ny gasy izao e..
Milay baina a, hery vaovao, tgv milay eee
Ary rehefa resy dia mipetraha fa resy fa tsy manangana izao atsanga tsy aman orana rehetra izao no atao raharaha. Tsy azo vokisana abobo intsony anie ny gasy izao e..
Milay baina a, hery vaovao, tgv milay eee
novalian'i mirajotiana ny 04/01/2014 07:47
2. andrywui
(
03/01/2014 09:41)
ok ok ok rabazylou à ,,,tokony asina arozazy ato amn serasera.org ato aa haka autorisation amnao zahay ry hery mba hanomana fety kely ato aa ,,,ok ve e ,,mbà miovà amzay ry hery ovay le toetsaina fa tsy de le toetsaina manohitra fona akory ry hery no iainana a ,,lazainao ndray zao io ambany io fa halabato ndray zao e zao e ,,,aokzay le manohitra lava ty fa tsy mety e ,aleo iaraha manohana ity olombaovao ty hampandrosoana firenena raha tena tia tanindrazana hianao ,,hamotika foana ve ????..... Zay manantsaina aoka izy handinika
3. xhavier
(
03/01/2014 09:48)
Misy zavatra maro mbola tsy fantatrareo ato anatin'itony politika itony ary mety hisy zavatra tsy ampozoizinareo hiseo eo ary amin'nizay nareo tsy te hierika mpanao politika intsony, santionanay lazaiko aminareo mande ny negociation fa ampodiana Ravalo à condition hoe tsy manao politika intsony izy aloha mandritra ny dimy taona 'frantsay sy amerikana ary HV miaraka amin ny Ravalo no manao izany mety tsy hino ianao fa scenario efa homanina zany tandremo fa politika gasy sy vazaha no miaraka
4. danbal
(
03/01/2014 17:46)
otrany tsy diso zany ry Xhavier, za koa efa nieritreritra hoe mety ho izany io, satria raha vao mody fotsiny ra-8 ohatra de efa tsy maintsy hirongatra hanao ny ataony daholo ireto zanany ireto, na tsy hanao politika aza izy; mampieritreritra !! aoka ho samy mailo ihany fa tsy hay tsy hay an!!!
5. andrywui
(
03/01/2014 18:35)
Hery vaovao alou efa nikozy anzany tamn propagande iny e oe tsy olana ra mody i dada ,,,fa mahazo mody fa reste hendry