ZAVA DOZA LOZA AMIN'ATAMBO TSISY TAHAKA ITY ..DIRAN'INONA LE RAMOSE TY ? LOOOZAAAA

1. andrywui ( 27/11/2013 10:04)


tsy mba tany antranony no nipaya i razoky fa tonga de eny amin'ny bomba publika be teny izy no nampiseho ny tena fahaizany !! nivanaka daholo ny iray tanana fa zavadoza ity ,,
ngamba efa mety fantapatany oe hipoaka izy ry zalah de namoi fo aa
loooza ity ry Heriniaina eugene aa
novalian'i hery ny 20/12/2013 08:34
2. hery ( 27/11/2013 10:40)
Tantara efa nandeha io e.

Tsisy olona mamo zany teo.

Jereo ny sary sy ny video-n'ny maTV izay mampiseho azy manao conférence tsara taorianan'io.

Olona manala solomaso no alaina sary dia lazaina fa mamo :-)
3. andrywui ( 27/11/2013 10:55)

hery:

Tantara efa nandeha io e.

Tsisy olona mamo zany teo.

Jereo ny sary sy ny video-n'ny maTV izay mampiseho azy manao conférence tsara taorianan'io.

Olona manala solomaso no alaina sary dia lazaina fa mamo :-)



diffamation publics no ataon'ilay gazety amin'ny olona candidat Filohampirenena ratsy be zany fa mampihena ny conte ny amnireo olona nifidy azy ,,,, maninn ary hatramzao tankina tsy miteny izy na mitory amzao fa manaiky ??? satria tsy olona iray na lagazette iany no nahita anzany fa ny olona rehetra !! en plus tany misy Fanjakana Tribunal , Polisy ao ka maninn tsisy fitoriana na de atao aza oe iray amin ireo mpanaradia amanhetsiny reo no tezitra sy tsy nanaiky namaky anle gazety ?????hahahahaha efa mazava ny resaka ry Heriniaina fa MAMO TAPONA NOBATAINA FOTSINY NODY NY ENTANA ny porofo de le izy tsy afaka namony anle fihaonana tamnireo mpianatra niaraka tamn Hery Vaovao !!
4. hery ( 27/11/2013 10:59)
Hitory foza amin'ny foza ve? :-) Fa mbola ho avy ny fanjakana ara-dalàna dia ho hita eo.

Tsy nanatrika fa nobataina fotsiny? loll. Tsy mba fahan-dalitra akory izany fa faham-poza. :-)

Ngamba sosie ilay nanatrika sy nanao conférence débat niaraka tamin'i Hery tao



5. andrywui ( 27/11/2013 10:59)
powahahahha niandry tao amin amphi tao daholo ny olona rehetra niaraka tamin'ny mpianatra sy ry Hery Vaovao de mody nandefa solontena vinaninany izy refa dila ela ny fotoana oe tsy afaka hono i JLR fa nanatrika mpanao gazety tany anannn !!!! refa noporofoina sy araka ny tenin'ireo mpanao gazety anafa de tsisy anzany famoriana mpanao gazety zany akory nataon'i JLR fa mbola nakafoka be izy de jenjina tsy nahatsangana
hon hon hon mba maneke rehefa zay no marina ee !!! mamaly foooooana
6. Samoana ( 27/11/2013 11:00)


Io no lazain'i D.R, journaliste "Gazette de la Grande Ile" fa mamon'ny toaka" notantanana fotsiny nakao @ IEP
(Photo facebook IEP du 22 Novembre 2013)



7. kolo ( 27/11/2013 11:02)
Tsy hitako zay blem am fisotrona le. Maninona raha fohanana ny toka eto M/car e. Aleoko lavitra alou mampiseho ny tena izy toa izay manafi-T...y an-tsalaka tahaka ny sasany e. Kôzy e
8. andrywui ( 27/11/2013 11:05)
hay manaiky ihany i KOLO io fa mamo tapina i JLR

o ry samoana a aza mandefa sary fopla eo fa tamin'ny fotoana hafa io sary io aaaaaa ,,,,
zao fotsiny ee maninn tsy nitory ny la gazette ity candidat filoha ity ary tamin'io sary+texte milaza azy fa kopaka total nobataina fotsiny ity eee ???? hun hun h
9. ravatorano ( 27/11/2013 14:31)
ka io zany izao no voalazan ilay razoky tetsy anosibe omaly izay hoe na mamo izy rangah an dizina dia io foana no fidiko ah.Aza hadino amizao fa tsy resaka programa na toetra na inonoa amin ilay mpilatsaka no jeren ny vahoaka majinika fa ilay olona ao ambadik ilay kandidà satria natolotr'i dada io d izay no ho fidiany ary satria efa nomen drajoelina tsodrano i hery dia any no manakery kokoa ny vaton ny sasany d izay !

kozy eh mba manova fanadihadiana kely eny amin ny sisiny an any amin iny faritra avaratra sy atsimo andrefana iny ange eh
na dia tsy afaka tany aza ireo candidat akiroa ireo !
10. zama91 ( 27/11/2013 20:25)

ravatorano:

ka io zany izao no voalazan ilay razoky tetsy anosibe omaly izay hoe na mamo izy rangah an dizina dia io foana no fidiko ah.Aza hadino amizao fa tsy resaka programa na toetra na inonoa amin ilay mpilatsaka no jeren ny vahoaka majinika fa ilay olona ao ambadik ilay kandidà satria natolotr'i dada io d izay no ho fidiany ary satria efa nomen drajoelina tsodrano i hery dia any no manakery kokoa ny vaton ny sasany d izay !

kozy eh mba manova fanadihadiana kely eny amin ny sisiny an any amin iny faritra avaratra sy atsimo andrefana iny ange eh
na dia tsy afaka tany aza ireo candidat akiroa ireo !
marina izany ravato an,ny an kil efa fantany izay ho fidiny @ 20 décembre ,tsy ho hery mihitsy aloha e,n'a dia nangala bato ve dia 15% fotsiny ,hon hon hon ,ho avy tsy ho ela père Noël avant Noël
11. kolo ( 28/11/2013 05:49)
Zany mamo tampina zany ry andrywui tsy mahatsiaro tena a. Aiza ary enao zany. Fa maninn rehefa misy fandraisana na fety kay d asiana fôna ny Tôka (JB e , cuvée e , Bierre e, ambodivoara e) Dikan'izany ilaina ny tôka ry zama a. Raha tsy io tôka io tsy mifankatia ny olona less e .
12. moi ( 28/11/2013 06:08)
naninona no niakatra aloha ny solontenan'i JLR, fa tsy tonga dia izy tenany no tonga raha tsy mamo ? Ao raha !!! ary rehefa mamo dia mamo, tsy iadian-kevitra hoe tampony na tsia !
Fa io rangahy araka ilay voalaza hoe fanatika no misy eto a, na ho any na tsy ho any, hay foana ny manatsara ny an'ny tena a ! "Aleo mpidoroka toy izay mpangalatra e", sns ... efa hita zao fa samy tsy alehany ; zay tia adala e !
Hoy ny fanazavana any ho any zay : ny fanatika dia izay itarihana azy dia mandeha foana, fa ny Pro mba manao analyse.
13. hery ( 28/11/2013 07:50)
Hita am sary fa niara-nijoro teo i Hery sy JLR
Hita am sary fa nanao conference i JLR
Jereo fa mitovy ny fond amin'ny sary, ozany hoe sary nandritra azy nanao conference io sary io fa tamin'izy nanala solomaso niondrika
Tsy misy sary hafa mampiseho azy hoe mamo na nobataina
Ny hoe tsy afaka nijanona taorian'ny confèrence dia efa nazavain'ny solontena. I Serge Zafimahova koa nanazava fa reraka vao avy nitety ny SudEst sns izy

Ny ankoatr'izay dia resaka fanatisme araka ny nolazain'i moi. Hoe na inona na inona lazaina dia mamo izy lol.

Ny sary avy aza moa lazaina fa tsy izy nefa sary tam fotoana iray. Jereo ny fond.
14. lefitatra ( 28/11/2013 08:33)
hatao hoe mamo ara i JRL e, de mamo t@ mpisainana be zany izy satria
- tsy nivilambilana na nirediredy ( en dose normale )
- mbola afaka nifampiresaka tsara fa tsy hors sujet nandritra ny conferance

eny e, tsy kw rangaha zany na dizina ara lery a, fa volany no nisotroany fa tsy atsika a,
raha jerena ara anie i Rajoelina no tena mamolava satria DJ ireny e, mpamonjy boite sy balimboalavo, sady mi pi no mipaingotra ,
sady aleo ampisehoana otran'ireny ny toetra toy izay manafinkilema e
15. andrywui ( 28/11/2013 08:48)
Hay hanaiky daolo iany fa Radaoro ny entan'ny mpiondana ??? Mamo tampona nobataimpotsiny izy ry Heriniaina à ,
Avy eo nolaingana ny vahoaka mody oe nanao conf.de presse no tsy nahatongavany . Zao fotsiny le izy e ,,mande be sy mihitatra eran'ny tanana amzao ty kozy dizina kopaka be ty , lagy daolo ze olona miresaka ,
Jereo le kozindRavatorano io ry Hery faza mamaly.fona à ,,nisy bandy henony sofiny mintsy ony nikozy anzay teny à Anosibe , mipaingotra lery fa ny fiarovatena azonareo atao sisa de reo kozindry zalah reo oe , volany no nisotroany , maninn izy ra misotro ee , natao hosotroina ny toka e sns ,,,, zany ve sisa no mba politika fiarovatena le ...
Na aona lou na aona ny sur alou de hiena hatrany amn 5% any sisa ny vaton'i Kriziahoé io ra hisy ,,,lagy daolo ny oul...

Hamaly ndray zao.i Hery io.oe tsy mamo izy e sary zao sy zao e Photoshop ireny anareo reny ry hery à natao speed iarovatena fa kopaka dizina mamo vizan'ny Pi ary nobataina nody fotsiny i Jlr
16. hery ( 28/11/2013 09:47)


Raha misy video hafa dia asehoy.
17. andrywui ( 28/11/2013 10:23)

Asa alou ry.Hery fa tokony.hitory i Jlr amzao famoronana afera tsy misy nefa texte lava be toy izao .
Ary mahay mamorona ze namorona anio à
18. andrywui ( 28/11/2013 10:29)
Hery oo ,,,ity angamba ringah roa mazavazava kokoa izy à ,,,

19. moi ( 28/11/2013 11:19)
tiako ahitsy kely ilay fijery hoe mihena 5% JLR amzao ! za ndray mahita hoe hiakatra be JLR amzao satria aza adino fa tena tsara laharana Madagasikara raha fisotroana toaka, izany hoe be mpisotro eto amintsika, ary iza moa no lasa akamany fa tsy ny mpisotro tahaka azy ihany ?
za koa mino fa aleon'ny vahiny JLR satria hay ampirevena toaka fotsiny lery dia efa milamina, en plus izy efa saribakoly !
Fehiny : arakaraka ny maha adala anao no itiavan'ny vahoaka anao ! hafahafa !
20. hery ( 28/11/2013 11:20)
Tsy important izany sinon nitory izy. Propagandy isika izao ka fomba fiadin'ny sasany amin'ny propagandy ny fanaratsiana tahaka izao.

Manana ny stratejiany i JLR matoa tsy mitory... satria ny marina mivoaka ho azy eny ihany.

Fantaro tsara hoe iza no tao ambadik'ilay article amin'ny LDGI dia fantaro ny fifandraisany tamin'i JLR :-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2474