ZAVA DOZA LOZA AMIN'ATAMBO TSISY TAHAKA ITY ..DIRAN'INONA LE RAMOSE TY ? LOOOZAAAA
21. moi
(
28/11/2013 11:21)
fa tsy mbola nisy nahavaly mihitsy hoa hoe naninona JLR iny no tao amin'ny Santé navadika ho Sport e ! sa tsy te ahafantatra tantara ? za koa tsy hilaza fa hiteny amin'ny adala ve ?
22. kanjami
(
28/11/2013 11:41)
Raha izaho aloha tsy miady hevitra na hiresaka @ mpanaratsy an' JLR ireo é, fantatra fa halako bika tsy tiako tarehy ny azy, amiko fahambaniantsaina ny zavatra lazainy, fomba fiady tsy hahomby mihintsy satria na haratsianao tahaka ny t...rehefa hofidiko fidiako foana; jereo ange fa hahita lazaina foana io gazety é, ny olona koa anie mba manana hambara momba an'io kandidà tohanany io é, ny fitondratenany.....fa ny olona mihaja tsy manao fomba fiady hoatry ireny; mahereza daholo isika é, izay mahasoa ataon' Andriamanitra
23. zama91
(
28/11/2013 23:07)
Vakiana fotsiny madagate fa tsy midika hoe marina izay lazainy,sao kosa ary ouioui sy zanloius no nifondom bera tao fa lery manko tena sur be mihitsy dozy dr,
24. kolo
(
29/11/2013 06:28)
Za sady tsy JLR no tsy HERYVV fa ny ahy i Vahombey ihany fa aleoko kokoa alou mbandy misotro toa izay bandy mampijaly vady sy mpisara-bady e, kôzy e. Ilay misotro anie ry bainn ka misy ambiansy e hahahahaha ilay mampijaly vady sy misara-bady mampijaly anizy sy ny ankohonana .
25. danbal
(
29/11/2013 18:07)
salama daholo ! zao e, ny zavatra oa rehefa maintimainty aza terena ho fotsifotsy fa manjary mampme be, Efa hita fa dizina be rams de mbola hoe tsy mamo a oa! sady fikan-jaza le hoe conf. de presse,fa tonga de tsory hoe nakafoka be lery de vita,fa paiso daholo ve ny olon-drehetra e. Zao le hoe malaza ratsy nefa hofidiana ho filoha,sady tsy mahay no tsy menatra, tsy mahay manaja tena, Tonga @ le hoe tsy hita ze iainana ka eny ambava-rivotra no manoaka , ka raha lany eo io zany de efa any @ bar daholo no fotoana e, tsisy bedy koh!! N'importe quoi!!!!!!
26. lefitatra
(
30/11/2013 04:56)
ka io ry bain ta dizin'ny pi na dizin'ny maina tsisy bedy a, tsy mampiova ny mpiondana zany, refa tsy mangalatra hita miharihary be otran'ny hataon'ny anareo izy zay tsy miala aminy zany, ny anlisany harerahana eo fona ny manenjika azy hoe zao sy zao fa vao maika hitiavanay azy zany,
ary ny olona nakafy ny anlisany ara lagy be daholo fa hoe ze hamamoana kely zany ve de hifanenjehana sy hiresahana be fa otrany tsy mpirevy le oul,
mba mandiniha tena lisany fa jerenay fotsiny anie oa refa latsaka anaty lavaka e
kozy e,
ary ny olona nakafy ny anlisany ara lagy be daholo fa hoe ze hamamoana kely zany ve de hifanenjehana sy hiresahana be fa otrany tsy mpirevy le oul,
mba mandiniha tena lisany fa jerenay fotsiny anie oa refa latsaka anaty lavaka e
kozy e,
27. xhavier
(
03/12/2013 12:52)
Mba te hanontany anareo rehetra inona no masamihafa ny varibarina, mamomamo, mamo, dizina, mamo tampona ary ny mandry antatatra sy ny mamo tsy matsiaro tena fa samy nisotro toka ireo ary inona tamin ireo ny nahazo an i JLR aza asiana resaka fanatisme
28. hery
(
20/12/2013 08:34)
Mivoaka tsikelikely eny ihany ny marina.
Ity ny video mampiseho an'io fotoana io... toa tsisy olona mamo izany
Ity ny video mampiseho an'io fotoana io... toa tsisy olona mamo izany