masaka ny 2em tours eee....

1. andrywui ( 28/10/2013 12:31)
2em tours !!!!

Ao amin'ny nilavana azy sy ny calcul natao daholo ny entana hatreto à

Olon'ny fitondrana daholo reo eo ambany eo reo !!

Kely finoana amin'i Crusoé ah raha ahita 15% izy à .....
novalian'i andrywui ny 04/11/2013 10:29
2. andrywui ( 28/10/2013 12:34)
Mbà mijery lavitra fa tsy manao fiafenana autriche fotsiny e
Manao calcul any amin 80% any zahay amty 2em tours ty ......
3. hadji ( 28/10/2013 12:36)
azonay antoka lesy amin'ny 2ème tour fa 60% ny anay teny amin'ny magro izay nolazaina fa olo bitsy hatrizay kanefa io no vokatra ah i Edgard ary 5% sa amèpianao aotra iray.......
4. andrywui ( 28/10/2013 12:52)
Aza misioka oa fa ho tsara ny lalao !!!

Ao amin ilavana azy.tsara mitsy ny fandehanjavatra zao ....

Hisy ho tapaka lalandra madinika dans 2mois
5. zama91 ( 28/10/2013 20:07)
Izao ny tvm oblige mandefa ny vaovao momba an i dr jlr, efa tafakatra 30%,13 % soavaly betongotra, akoho tsy naneno tahak izay efa lanin ny kary, hoavy ny fivadihana palitaho bientot e
6. nilex ( 29/10/2013 08:58)
"Ao amin'ny nilavana azy sy ny calcul natao daholo ny entana hatreto à

Olon'ny fitondrana daholo reo eo ambany eo reo !! "

Tsy fanamboarana saina ve izany resaky ra wiwi izany e.Efa KO izao ka mbola mety ihany hono ny calcul.
Raha izao fandehany izao nge dia aza adino fa na hitambatra aza ny foza ka tsy haharesy mihintsy @ 2e tour e raha tsy hoe hangalatra nga ka tsy mifaka aho.
Mbola tsy hibabakoka ihany ve ialahy ra wiwi fa mitaingina soavaly be tongotra.
Ny teny ambany tanana rehetra aza tsy tia andry zalahy ko,tena mahagaga an.Noraisin'ny olona fotsiny ny vola dia izay.Mampalahelo.
7. andrywui ( 29/10/2013 09:18)
enjana ty ra nilex ......
8. mirananirina ( 29/10/2013 17:39)
Tsy mila Ravalo sy tgv.Leo an'ireo izahay e.
9. Xhavier ( 30/10/2013 10:38)
Tsy afaka misafidy hafa ianao e fa na ravalo na andry; na frantsay na amerikana; ary aza manao cacul 2eme tour zany za raha nifidy hajo tsy voatery hifidy hery ary tsy hoe za nifidy fetison de hifidy jlr diso ianareo tompoko eto mada isika fa tsy any andaf
10. Xhavier ( 30/10/2013 10:45)
Ny any azo antoka de zay nifidy jlr na hery na vital na rolland ratsiraka de tsy hiova mintsy ankoatry zay de ny hevitra antananarivo no arahin ny maro eto mada zay ihany io ataovy tsara ny analyse nareo mpanaradrenjrano no betsaka
11. lefitatra ( 30/10/2013 14:46)

mazava be ny calcul nay ra wiwiwiwi amzao a,
1ere tour aloha efa very antsasany nareo, fa @ 2eme tour very lavitsa be , de bye bye volamena re an,raha ny hoe TGV daholo ndray no manaraka azy eo de tsisy atahorana zany bain a, so de everinla fa hoe hanohana an'i Hery Tonta ara reo candidat tgv taloha ireo le, I Edgard zao lesy no hoe atolotry ny tgv nefa natao anjorombala kely , ny fitaovan'ny Camille vital saika hanaovana propagandy blockena pr fotsiny,ho hitantsika eo ny suiteny bain a,
14% tsy mitombo ihany ny vaton'io na @ 2eme tour aza , zany hoe 84% zany ny ATSIKA e, hay mou ela mbola kidaladala lasa amboromborona le

bye bye volamena e ,
12. andrywui ( 31/10/2013 19:16)
hehehe.... zany de oe mifiopioka fahatany nefa ao Ankarafantsika ampovoany no nalatsaka hon hon hon hon

90mn ny match ry lefitatra fa tsy 40mn a , mbola miakatra ny avy any ambanivolo defa io milatsaka milatsaka io ny an'i crusoé , efa 26% ary anie izy teo nefa vao ny ambanivolo 1er degré no tafiakatra e fa rehefa tonga daholo 100% hatrany amin ambanivolo 3em degré any de hifona amlah eto ah ry lefitatra raha voa ny entanay a
13. zama91 ( 31/10/2013 21:50)

andrywui:

hehehe.... zany de oe mifiopioka fahatany nefa ao Ankarafantsika ampovoany no nalatsaka hon hon hon hon

90mn ny match ry lefitatra fa tsy 40mn a , mbola miakatra ny avy any ambanivolo defa io milatsaka milatsaka io ny an'i crusoé , efa 26% ary anie izy teo nefa vao ny ambanivolo 1er degré no tafiakatra e fa rehefa tonga daholo 100% hatrany amin ambanivolo 3em degré any de hifona amlah eto ah ry lefitatra raha voa ny entanay a
,lisna itony mapme, t@ vao nanomboka ny fifidiana tsy nilaza izay candidat tohanana, tssss
14. andrywui ( 02/11/2013 09:02)
Za bainn vahombey no nofidiko fa nipoaka mo lery tsy niainga de vita ny tantara , amn dim.bainn à miandry anlah ah à
15. force02 ( 04/11/2013 10:00)
tsy norme mihitsy toi izany kah. fin
16. andrywui ( 04/11/2013 10:29)
Ka i zanloi nangalabato tamreo distrika tim kobo ty no loza,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3098