kobo ihany le fika en fin

1. zama91 ( 28/10/2013 05:47)
Izay izany no tsy namelana an i ra8 sy lalao hilatsaka , i robinson aza vao 2 mois izay no nalaza efa nahazo vato 31% sahady,
novalian'i andrywui ny 01/11/2013 09:08
2. Nehemiah ( 28/10/2013 06:13)
Krkrkrkrkr !
3. hadji ( 28/10/2013 07:28)
i SArah G aza mhazo vato any amin'ny faritany e sambory amizay ra8 rehefa tonga eny ivato e
4. hery ( 28/10/2013 08:26)
Raha Lalao tokoa no teo mety 1er tour dia vita ihany an loll.

5. hadji ( 28/10/2013 08:29)
tena mety azo hinona kah
6. andrywui ( 28/10/2013 12:26)
O lty batista à , aza mbola mifioka lesy à ,,,
Hery à ,,1er tour aona ? Hangalabato ndray ..??

Mbola miandry n'y aona mankaiza s'y iza no maninn aminakory isika zao e

Reo bandy 3,4,5,6,7,8,9,em places reo manohana n'y entana daholo sao vizana lalandrivotra eo


O lty batista à miandry anlah ary Montreuil ah amn dim les a misy kozy
7. hadji ( 28/10/2013 12:32)
mba misaina baina ah manaonao foana ialahy toy ny sarikelinao hi hi hi
andrywui:

O lty batista à , aza mbola mifioka lesy à ,,,
Hery à ,,1er tour aona ? Hangalabato ndray ..??

Mbola miandry n'y aona mankaiza s'y iza no maninn aminakory isika zao e

Reo bandy 3,4,5,6,7,8,9,em places reo manohana n'y entana daholo sao vizana lalandrivotra eo


O lty batista à miandry anlah ary Montreuil ah amn dim les a misy kozy
8. andrywui ( 28/10/2013 12:55)
Milay io sarikeliko.io fa just for laught io e

Raha sanatria mou ka tonga zay matsatso ka nivadika gisa mainty ny entana de tsisy.hivadika palitao mitsy eo aaaaa
Miaramaty amin tô
9. danbal ( 28/10/2013 17:19)
maninona????? grrrrrrrrrrr!!!
10. zama91 ( 28/10/2013 20:00)
13% ve lesy ry ouioui , rahoviana izany vao ho tonga 50%, ka na kil nifidy azy io aza mety ho kivy mahita an ity 30% ,an i dokotera, aleo ho tsindroniny penicilline kely mba hikombonany ity fery ratsy ity , ny gasy izay mahery ihany no ho tohanany lesy an, mbola tsy hain ialahy angahalehoesoavaly betongotra, honhon hon
11. andrywui ( 28/10/2013 20:56)
Za hanaraka anlah bainn à ,,

12. zama91 ( 28/10/2013 21:54)

andrywui:

O lty batista à , aza mbola mifioka lesy à ,,,
Hery à ,,1er tour aona ? Hangalabato ndray ..??

Mbola miandry n'y aona mankaiza s'y iza no maninn aminakory isika zao e

Reo bandy 3,4,5,6,7,8,9,em places reo manohana n'y entana daholo sao vizana lalandrivotra eo


O lty batista à miandry anlah ary Montreuil ah amn dim les a misy kozy
, ny mpanohany an i vital , edgard, hajo , rolland ratsiraka,, pierrot efa leo an i tvg , sady hain ialahy ihany ny gasy tsy miantoka soavaly be tongotra en plus ity fery vaovao ity be affaire moloto loatra, politika resahina ry ouioui an soa mantsy mifanena amiko any @ ambassade dia mody fanina an
13. andrywui ( 29/10/2013 09:23)
Gisa mainty ,gisa mainty ,,!!

Aiza less bainn raha te hisoratra anarana hiditra movansy ah le huh hon hon hon gaigy ty sann'a
14. moi ( 31/10/2013 09:53)
tsy JLR kosa no nofidin'ny olona e, fa Ravalomanana ! ka aza midedaka hoe JLR vao 2 volana e !
ny azoko marihina koa dia nihena antsasany ny fitiavan'ny olona an-dRa8 ! Lany 56% moa ilay izy lany taloha iny, izao 30% aza mihena isan'andro ! Mihetsiketseha manao négociation fa aza mamita-tena e ! conseil d'ami io, marina e
15. andrywui ( 31/10/2013 19:18)
bainnn aa mbola vao antsasany latsaka avy eto antananarivo fotsiny en plus no mbola mameno ny latabatra tonga ao fa mbola aza falifaly foana eo elah bainn fa ho avy izy a ,, fa andao alo tsika lahy iaraka tokoa lesy bainn ho any am ambassade ah a ,, tongava montreuil lou elah e
16. hadji ( 01/11/2013 07:28)
Rehefa Andry hoa dia ratsy foana e
17. andrywui ( 01/11/2013 09:08)
Fa maninn no oe ratsy ra hadji ??? Politika no atao fa tsy fankahalana oul à ,, ary rehefa oe Ravalo ve de tsara ry hadji ??? Na oe Crusoé ve defa milay zay ?? Nefa ary vaky sambo saika maty lery kou ,,sisipaty !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2976