vokatra nasionaly tamin'ny 12h55

1. bazylou ( 26/10/2013 11:19)
ora malagasy

Présidentielles - résultats Cenit à 12h55: Jean-Louis Robinson (22,74%), Hery Rajaonarimampianina (15,15%), Camille Vital (12,08%), Hajo Andrianainarivelo (8,58%)
novalian'i hadji ny 28/10/2013 07:26
2. hadji ( 27/10/2013 05:26)

bazylou:

ora malagasy

Présidentielles - résultats Cenit à 12h55: Jean-Louis Robinson (22,74%), Hery Rajaonarimampianina (15,15%), Camille Vital (12,08%), Hajo Andrianainarivelo (8,58%)
efa 27%i dadatoa zao dia i Hery 14% Hajo sy Vital 8%
3. hery ( 27/10/2013 09:03)
... hoe tsy tafa 2e tour Robinson?

Possible. Fa ny tena fandresena dia hoe hay tsy vahoakan'Antananarivo ireny nanongana an-dRavalo ireny
4. hadji ( 27/10/2013 09:24)
... hoe tsy tafa 2e tour Robinson? ahoanafa tsy azoko rahery a
5. locl ( 27/10/2013 14:48)
Ny mahagaga ange ka mbola vokatra tsy nisy ny vato eo anivontany io avoaka io e! Midika izany fa any aminy province azany dia mitarika i Robison, ka vao maika hisy ny eto aninvontany : Osé le vokampifiddianana e!
6. zama91 ( 28/10/2013 05:33)
Efa 31% latsaka kely androany maraina ny JLR , misoko mangina izy izany ry raouioui an
7. hadji ( 28/10/2013 07:26)

zama91:

Efa 31% latsaka kely androany maraina ny JLR , misoko mangina izy izany ry raouioui an
OKAY ZAMA AH Tena betsaka ny mpanao politika diso fananantenana eh mifidy daholo isika tsy nomena karatra tamin'ny 1èr tour ry namana rehetra dia dadatoa Robinson atontsika +60% amin'ny 2ème tour
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3808