vokatra nasionaly tamin'ny 12h55
1. bazylou
(
26/10/2013 11:19)
ora malagasy
Présidentielles - résultats Cenit à 12h55: Jean-Louis Robinson (22,74%), Hery Rajaonarimampianina (15,15%), Camille Vital (12,08%), Hajo Andrianainarivelo (8,58%)

novalian'i hadji ny 28/10/2013 07:26
2. hadji
(
27/10/2013 05:26)
bazylou:efa 27%i dadatoa zao dia i Hery 14% Hajo sy Vital 8%
ora malagasy
Présidentielles - résultats Cenit à 12h55: Jean-Louis Robinson (22,74%), Hery Rajaonarimampianina (15,15%), Camille Vital (12,08%), Hajo Andrianainarivelo (8,58%)
3. hery
(
27/10/2013 09:03)
... hoe tsy tafa 2e tour Robinson?
Possible. Fa ny tena fandresena dia hoe hay tsy vahoakan'Antananarivo ireny nanongana an-dRavalo ireny

5. locl
(
27/10/2013 14:48)
Ny mahagaga ange ka mbola vokatra tsy nisy ny vato eo anivontany io avoaka io e! Midika izany fa any aminy province azany dia mitarika i Robison, ka vao maika hisy ny eto aninvontany : Osé le vokampifiddianana e!
6. zama91
(
28/10/2013 05:33)
Efa 31% latsaka kely androany maraina ny JLR , misoko mangina izy izany ry raouioui an
7. hadji
(
28/10/2013 07:26)
zama91:OKAY ZAMA AH Tena betsaka ny mpanao politika diso fananantenana eh mifidy daholo isika tsy nomena karatra tamin'ny 1èr tour ry namana rehetra dia dadatoa Robinson atontsika +60% amin'ny 2ème tour