Service Vétérinaire eny Ivato... malaza ho mpaka vola sy mpisoloko olona

1. Antoinette ( 11/11/2013 05:33)
salama e...
Efa malaza mihitsy izao ny service eny Ivato Aéroport fa mpisoloky olona sy malaza @tsolotra... Tsara ny manamarika eto fa ny service VETERINAIRE no tena mpanao io asa ratsy io nefa ny service PHYTOSANITAIRE foana no voahosi-potaka sy voatondro molotra....
Mody lazain'ilay lehilahy ao @TETERINAIRE hoe manao contrôle SANITAIRE izy dia tsy tratra mihitsy izy satria rehefa tezitra be ilay olona mivoaka avy ao @ biraony dé ilay teny hoe SANITAIRE mifanakaiky @ oe PHYTOSANITAIRE no miraikitra ao an-dohan'ilay olona... hany ka rehefa miverina ilay olona hitory avy eo dia ny service PHYTOSANITAIRE avy hatrany no tondroiny...
Mifanakaiky kely mantsy ny biraon'ireo service roa ireo. ilay lehilahy miasa ao d ia maka volabe @ touriste indrindra indrindra satri izy no mikarakara ny momba ny produits d'origine animale, indrindra kou fa ny désinfection vélo (inspection oe sodé mitondra déjéction animale ny pneu) dé rehefa manontany ny olona oe fa iza ianao dia hoy izy hoe manao contrôle "sanitaire" mba anafangaroana azy @ phytosanitaire... tsy mbola tratra mihitsy moa io olona io satri tsy mitonona mihitsy izy oe VETERINAIRE...
novalian'i hery ny 14/11/2013 10:12
2. andrywui ( 12/11/2013 08:10)
dryyyy ,,ka le bureau hita maso b eo le iasany ko.tsy tratra aona izy ??sa niala tamn asany no le vola mandalo ?
Misy kozy mofogasy ao ananonannn ao ,,,
3. hery ( 14/11/2013 10:12)
Hmm. mahaliana izany.

Tsy haiko koa aloha raha mba misy mpanao gazety afaka manaraka zavatra tahaka itony (ohatra ny ataon'ny aty an-dafy). Misy mandefa karazaka mpitsikilo dia enregistrer-na daholo sns...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7642