ahoana no anenana kibo?

1. velah ( 17/10/2013 14:25)
Miarahaba antsika namana rehetre indray e. mba atoroy ze mahay fomba fampienana kibo fa be kibo za ka refa misotro rano be de vao maika mitombo nefa ts maits misotro rano. de mirary soa ho antsika rehetra e
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:16
2. annick ( 07/03/2014 01:34)
Bsr conseil efficace. Mividiana laisoa apetaho am kibo amny alina fonosy tsara.maraina esorina dia ataovy massage vinaigre de pomme ny kibo...tres tres efficace. 1semaine itanao tsara résultat .miala ny kibo .mba mapiasa vatana ko e.amny alina mba kely ny sakafo.aza manao goûté a chaque fois .maraina atoandro hariva iany sakafo
3. sahia ( 23/05/2014 07:03)
Efa mba nanandrana io natoron'i annick io ve enw ry velah an? mba tianay ho fantatra oe mahomby marina ve ahafahana manipy hevitra amin'ireny sipa be kibo be ireny, hahahha, fa torohevitra ho an'ny lehilehy sy ny vahivavy ve io nomenao io ry annick, sao mba mahasoa ahy kou mants....
4. annick ( 24/05/2014 15:01)

sahia:

Efa mba nanandrana io natoron'i annick io ve enw ry velah an? mba tianay ho fantatra oe mahomby marina ve ahafahana manipy hevitra amin'ireny sipa be kibo be ireny, hahahha, fa torohevitra ho an'ny lehilehy sy ny vahivavy ve io nomenao io ry annick, sao mba mahasoa ahy kou mants....
miarahaba daolo e..ie tena oan ny lelahy sy vevavy mihitsy fa tsy mividy ary tena efikasy tateraka io
5. ora ( 27/05/2014 12:16)
Hono woa: aiza no ahitana izany vinaigre de pomme, misy mpivarotra azonao atoro ve sa mety foana rehefa vinaingitra, dia mandritra ny adiny firy eo no atao ilay massage aorian'ilay ravin-daisoa avy nesorina io? Msôtra e
annick:

Bsr conseil efficace. Mividiana laisoa apetaho am kibo amny alina fonosy tsara.maraina esorina dia ataovy massage vinaigre de pomme ny kibo...tres tres efficace. 1semaine itanao tsara résultat .miala ny kibo .mba mapiasa vatana ko e.amny alina mba kely ny sakafo.aza manao goûté a chaque fois .maraina atoandro hariva iany sakafo
6. annick ( 29/05/2014 00:48)

ora:

BSR ;any amin ny epicerie tsy misy fa eny amin ny grande surface possible misy daolo ,,eny amin ny scor mijery ohatra ,eny aloha sur fa misy ,araraka aminy felatanana ilay izy dia masena mandrapamaina taeraka enonao oe niala sy maina ny kibo ;pomme iany an ,,io iany no apiasaina,meme pas 1semaine de itanao fa miova be,,merci
7. tiris8786 ( 13/04/2015 17:16)
ok. à essayer. asa na misy an'io vinaigre de cidre io ao Dago na tsia fa aty ivelany misy saingy lafolafo kely nohon'ny vinaigre tsotra.
mba te hanandrana tokoa raha mety. tsy dia hoe be kibo loatra fa misy ahena ihany na izany aza. ilay laisoa koa ohatran'ny mahagaga ihany fa dia mba milazà izay nahita vokatsoa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4634