"Aza dia mamely tsaho rehefa matahotra"
1. Annita.R
(
18/10/2013 08:56)
Nahely ny tsaho tao ibity satria natahotra an'i n°6 izy ka naparitany hoe nisy an'izao sy izao,
raha marina izany dia mba omeo preuve à l'appui azafady fa aza mitsara sy manenjika fotsiny
raha marina izany dia mba omeo preuve à l'appui azafady fa aza mitsara sy manenjika fotsiny
novalian'i bazylou ny 21/10/2013 05:30
2. soloras
(
18/10/2013 09:23)
Ka mazava ho azy anie fa favori ny 6 e, dia matahotra mafy ry zareo ka atao daholo izao fika rehetra izao hanaratsiana!
3. ralalason
(
18/10/2013 09:33)
Mampalahelo ilay toe-tsaina e, izany ve ny olona hitantana ny Madagasikara nefa mbola tsy lany akory dia efa mamoron-dainga sahady! izay no tsy mampivotra an'ity firenena ity mihitsy satria ny olona mpitondra ao ambony ao aza tsy milamina eee!!!
4. Annita.R
(
18/10/2013 09:34)
ka hatao daholo izay handotona ny rano eh!! hatao ahoana fa ny fahatahorana dia mipetraka foana eh!!!
5. Annita.R
(
18/10/2013 09:43)
malaza mihitsy ilay famelezana tsaho eh, hatao ahoana fa dia io foana
6. andrywui
(
19/10/2013 14:57)
Annita.R:
malaza mihitsy ilay famelezana tsaho eh, hatao ahoana fa dia io foana
mipapapapa be i Annita zany!!!
ok ok ok favori i 6 e ekena huhuhuhuh
7. bazylou
(
21/10/2013 05:30)
o ry annita, tsy maintsy misy akamely sy fosazy anie ity kilalao ity e. izay tsy mahatanty dia miala teo fa fatin'olona fotsiny.