Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i velah, milahatra araka ny daty
velah ( 17/10/2013 14:25)
ahoana no anenana kibo?
Miarahaba antsika namana rehetre indray e. mba atoroy ze mahay fomba fampienana kibo fa be kibo za ka refa misotro rano be de vao maika mitombo nefa ts maits misotro rano. de mirary soa ho antsika reh... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:16
velah ( 18/07/2013 15:58)
vady vazah
miarahaba e. mba atoroy site de rencontre tsara ahazoana namana lelahy vazah tena azo antoka ary gratuit fa mitady aho ankoatr le afrointroduction de ahoana no fidirana sy fanaovana azy. resaka série... tohiny
novalian'i Sytraka ny 27/07/2013 18:06
velah ( 13/06/2013 15:31)
zaitra
Miarahaba e! mba atoroy fomba fangalana refy tena marina re sy fanaovana patron f ts mahatakatra cours sady tsis ftoana ianarana tsony e Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i Isabella ny 17/10/2013 12:56
velah ( 13/06/2013 15:19)
Fofombava
Inona kay no mety mahafaka fofombava tena mahomby?... tohiny
velah ( 13/06/2013 15:12)
crème
Miarahabe ny namana rehatra ô. Ho avy ny fetin'ny ray de mba mila vony kely e Mila toro hevitra: atao ahoana kay ny mamboatra crème gâteau na crème fraiche etsetra etsetra e. Misaotra mialoha ry n... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0722