Fofombava

1. velah ( 13/06/2013 15:19)
Inona kay no mety mahafaka fofombava tena mahomby?
2. pisoonja ( 14/06/2013 07:35)
Miborosy nisy @ colgate io de afaka e , nefe raha misy aretina ihany koa ianao dia mihinana the menthe isa-maraina , tena manala ny haleine @ vava ny menthe
3. pisoonja ( 14/06/2013 07:35)
Miborosy nisy @ colgate io de afaka e , nefe raha misy aretina ihany koa ianao dia mihinana the menthe isa-maraina , tena manala fofona @ vava ny menthe
4. bichette ( 14/06/2013 14:55)
Manao gararaka amin'ny bikarbonatinà sodioma koa
5. anjali ( 17/06/2013 12:23)
Sao dia misy tartre ianao fa ireny koa manamaimbo vava be. Mankany @ dentiste ny fanafodiny.
6. velah ( 20/06/2013 11:50)
misaotra betsaka re t@ torohavitra fa handramana. efa tany @ dentiste, nanao détartrage sy nanao soin f ngamba aretina afa. za ko manao prothèse de ngamba zay. Maereza daolo mifanampy e.
7. endriny ( 09/07/2013 06:14)

velah:

Inona kay no mety mahafaka fofombava tena mahomby?

Raha mahavita miborosy nify amin'ny tonton-tsaribao sy karibonetra ianao dia afaka io. Raha tsy misy simba ny nifinao. Fa raha misy sinba dia tsaboy aloha ilay loaka, na mihinana antibiotic (mandeha dokotera)

Fa azonao atao koa ny mitsako laingo maimbo isan'andro, mety ho gaga ianao, fa andramo ihany aloha dia ialazao aho raha tsy mety...

Rehefa miborosy nify, dia toa izao... Sokiro dia borosio tsy misy dantifrisy aloha ny nify, dia otsany tsara, rehefa avy eo vao ampiasaina ny dantifrisy, ary tsy ontsanana rano intsony fa arora fotsiny dia vita, amin'izay dia tavela ao ambava maharitra ireo singa simika avy amin'ny dantifrisy ary miaro ny nify tanteraka.
8. 5laody ( 11/07/2013 21:33)

velah:

Inona kay no mety mahafaka fofombava tena mahomby?

fadio ny miteny ratsy
9. endriny ( 15/07/2013 06:07)
Ahahahhahhhaha
10. velah ( 18/07/2013 13:21)
Misaotra betsaka fa handramana daolo. de teneniko enao refa afaka le izy. fa tsy fantatro le laingo maimbo de mba azavao kely azafady de mirary soa ho atsika reetra e. Mafinaritra mits le fifanampiana fa tohizo. maztoa e

endriny:

velah:

Inona kay no mety mahafaka fofombava tena mahomby?

Raha mahavita miborosy nify amin'ny tonton-tsaribao sy karibonetra ianao dia afaka io. Raha tsy misy simba ny nifinao. Fa raha misy sinba dia tsaboy aloha ilay loaka, na mihinana antibiotic (mandeha dokotera)

Fa azonao atao koa ny mitsako laingo maimbo isan'andro, mety ho gaga ianao, fa andramo ihany aloha dia ialazao aho raha tsy mety...

Rehefa miborosy nify, dia toa izao... Sokiro dia borosio tsy misy dantifrisy aloha ny nify, dia otsany tsara, rehefa avy eo vao ampiasaina ny dantifrisy, ary tsy ontsanana rano intsony fa arora fotsiny dia vita, amin'izay dia tavela ao ambava maharitra ireo singa simika avy amin'ny dantifrisy ary miaro ny nify tanteraka.
11. velah ( 18/07/2013 13:22)

12. endriny ( 24/07/2013 16:01)

velah:

fa tsy fantatro le laingo maimbo de mba azavao kely azafady.

Salama, efa nanao ahoana aloha ny nify?

Laingomaimbo: zavamaniry mandadilady maitso ravina, saingy mihafotsy ravina rehefa ririnina, raha kosahina na voadona ilay zavamaniry dia maimbo be ny fofony. Antsoina ihany koa tamboro amin'ny toerana hafa. Mety ho hitanao eny amin'ny mpivarotra tapakazo na ravikazo eny Isotry sy Andravoahangy io. Fa misy koa anefa amin'ny Masy Ratsimamanga fa efa lasa hoe odinify no anarany. Fa ny tena tsara dia ilay raviny maitso mihintsy no tsakoina raha mahatanty ianao.

Raha tia zavatra hafa moa dia lysterine eny amin'ny pharmacie ampiasaina saingy lafo ny vidiny ary ela vao hita ny vokany.
13. maya26 ( 30/07/2013 12:32)
salama daholo,
Ra fofombava avy amin'ny nify dia mety ho afaka aminiero fomba ireo ekeko. Fa ny ahy misy champignon hoy n dokotera anaty oesophage, k amterak fofona ratsy am vava. ka ra mtovy amnio aretiko io n maazo anao d o sarotsarotra ian.
Efa ninana fanafody avy am dokotera fa mbol ats afak iany e, sairana mihintsy aho.
14. judicaelle2016 ( 10/06/2016 16:58)

[quote=velah]
Inona kay no mety mahafaka fofombava,
sasana tsara ny ravina persil dia iny no tsakotsakotsakana hafaka atelina.
15. judicaelle2016 ( 10/06/2016 16:59)

[quote=velah]
Inona kay no mety mahafaka fofombava,
sasana tsara ny ravina persil dia iny no tsakotsakotsakana hafaka atelina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.402