vady vazah

1. velah ( 18/07/2013 15:58)
miarahaba e.
mba atoroy site de rencontre tsara ahazoana namana lelahy vazah tena azo antoka ary gratuit fa mitady aho ankoatr le afrointroduction de ahoana no fidirana sy fanaovana azy. resaka sérieux io an.
novalian'i Sytraka ny 27/07/2013 18:06
2. nilex ( 19/07/2013 05:59)
tsy misy resaka seriex izany aty @ net fa tadidio tsara indrindra fa vazaha.Aza adino fa ny vazaha aty nge ka maditra e indrindra fa hoe ho vady.Tsy fakana vady vazaha aty raha mitady fiainana milamina.Izany vazaha izany nge tsy faka vady raha tsy hoe olona efa mifanerasera aminao matetika angaga ka hita ny toetrany fa raha ato @ net dia aza manantena olona tsara.
3. velah ( 19/07/2013 07:50)
misaotra anao namaly f aza de pessimiste be ôtrzany loatra e. ka aiza ary no misy sérieux e? ny lelahy gasy mitsy no tena makaleo be fa tia tena loatra de zany no matonga ny vevavy mitady an'ireny ary tena faka vady mihitsy ny vazaha tompoko, sady mampalaelo no mahamenatra zany satria mba tombano kely oe firy isanjato ny vevavy gasy mamelona rery ny zanany? ary firy isanjato iany koa ny vevavy ampirafesina? ataoko fa mihoatra ny 60% an!ary ny vevavy manambady vazaha manao ahoana ny fiainany? ataoko fa mba metimety. ary ny lelahy gasy tena fier @ ditrany mihits. Tena mapalaelo ka aleo mitady vazah!

nilex:

tsy misy resaka seriex izany aty @ net fa tadidio tsara indrindra fa vazaha.Aza adino fa ny vazaha aty nge ka maditra e indrindra fa hoe ho vady.Tsy fakana vady vazaha aty raha mitady fiainana milamina.Izany vazaha izany nge tsy faka vady raha tsy hoe olona efa mifanerasera aminao matetika angaga ka hita ny toetrany fa raha ato @ net dia aza manantena olona tsara.
4. nilex ( 19/07/2013 08:57)
tsy pessimiste kosa aho fa ilay fomba fitadiavanao vady mihintsy no mampanahy ahy.Io anefa miankina @ tanjonao ihany io.Raha mitady olona serieux ianao dia mila fiarahana seriex izany fa sarotra ny hahita izany eto.Tsy ny bandy gasy koa no ratsy fa mety ilay olona fidianao mihintsy no ratsy na mitady zavatra sarotra ianao.Ny olona rehetra mahita vady tsara ka nahoana ianao no tsy hahita.Manana olona fantatra aho mantsy tsy mety mahita vady izy hatramin'izao nefa te hanambady koa satria ny miarka amin'olona mihintsy no tsy hainy dia isarahan'ny bandy foana izy,mannequin izy mantsy dia mitady zavatra sarotra be
5. nilex ( 19/07/2013 09:27)
misy zavatra mba tiako ho hazavaina aminao ity.Na gasy na vazaha dia samy misy maditra avokoa fa ilay fomba fakana vady mihintsy no tena mahatonga ilay fanambadiana tsy hahomby e.Ny baiboly izao dia miteny fa ny vady hendry dia avy amin'Atra.
Ny tena olana koa ankehitriny dia tsy ny fitiavana intsony no hanorenana ny fanambadiana fa zavatra hafa.Ohatra hoe manankarena ilay bandy na bogosy ohatra dia fatorana mba ho lasa vady nefa ilay fitiavana tsy misy dia tsy mahagaga raha misy ny olana.Ny olona tsy matotra eo amin'ny fanorenana fanambadiana dia tsy maintsy mahita olana foana fa tsy hoe ny gasy rehetra akory dia ratsy avokoa.Ny an'ny vazaha ary nge no tena sarotra e.Rehefa te hisaraka izy dia sarahiny ianao dia manambady hafa indray izy,tsy mahamenatra izany amin'ny vazaha.Raha tsy hoe vazaha efa antitra angamba no mamitsaka sy manaja vady .
Conclusion:raha tena matotra ny fiarahana ary tena misy ny fitiavana eo amin'ny roa tonta fa tsy misy tanjona hafa ao dia milamina foana ny fanambadiana.Rehefa samy hendry sy mifanaja ny olona dia milamina io ary tena mahafinaritra mihintsy.Mila fandinihina lalina izany ny olona ho vadiana na halaina ho vady e mba tsy hisian'ny fanenenana ao ariana fa tsy izay hita rehetra akory dia azo vadiana avokoa.
Afaka tohizana ny fanazavana raha mbola tianao fa izay aloha no azoko hambara androany.
6. tanimamiko ( 25/07/2013 14:44)
http://www.koolsaina.com/nouvelles_madagascar/uploads/Herve_Aina.jpg

velah:

miarahaba e.
mba atoroy site de rencontre tsara ahazoana namana lelahy vazah tena azo antoka ary gratuit fa mitady aho ankoatr le afrointroduction de ahoana no fidirana sy fanaovana azy. resaka sérieux io an.
7. tanimamiko ( 25/07/2013 14:45)
afabaraka ny fahendrena malagasy fa vonjeo;http://www.koolsaina.com/nouvelles_madagascar/uploads/Herve_Aina.jpg

velah:

miarahaba e.
mba atoroy site de rencontre tsara ahazoana namana lelahy vazah tena azo antoka ary gratuit fa mitady aho ankoatr le afrointroduction de ahoana no fidirana sy fanaovana azy. resaka sérieux io an.
8. hadji ( 26/07/2013 03:15)

velah:

miarahaba e.
mba atoroy site de rencontre tsara ahazoana namana lelahy vazah tena azo antoka ary gratuit fa mitady aho ankoatr le afrointroduction de ahoana no fidirana sy fanaovana azy. resaka sérieux io an.
velah fanontaniana kely apetrako aminao betsaka ireo tovovavy mivaro body etsy taralalana nefa izahay mitia vehivavy gasy fa tsy nitady vazaha eny nefa manaiky aho fa raha vazaha no anjaranao dia tanteraka aminao samy manana ny ditrany isika olombelona e ny vazaha tia mi___ vody ny gasy tia zanaka anao ny safidy
9. FENOSOA2 ( 26/07/2013 17:01)
Slt?.Mandehana any ivelany fa any tena betsaka e!Fa inn tena mankaleo az e!Mety enw io kosa angamb te hitsapa2 fitiavana
10. Sytraka ( 27/07/2013 18:06)
Salut!
velah:

miarahaba e.
mba atoroy site de rencontre tsara ahazoana namana lelahy vazah tena azo antoka ary gratuit fa mitady aho ankoatr le afrointroduction de ahoana no fidirana sy fanaovana azy. resaka sérieux io an.

- Tsaratsara angamba namana gasy no tadiavina, fa raha namana vazah manao sita any amin'ny site any enao.
- Ny fitiavana koa tsy tadiavina tompoko nomen'Andrimanitra io, Malagasy ianao Malagasy no mandriko, namijery ny sasany aza toa manimba maso. Tsy aiko aloa ny anao fa zah lo sur fa 0.99 ny proba raha ny hoe vola hitadiavan'ny zareo azy ireny.
Anao ny safidy fa malalaka tanteraka ianao. "www.expat-blog.com/fr" afaka hitadiavanao vazaha be dia be, zay tianao mihintsy no na aiza na aiza.
- Tsarovy anefa fa Malagasy ianao. Malagasy, hoy aho. Tandrovy ny maha-Malagasy, ny hafa efa lasa ary tsy hay izay hanaovana azy.
"Hafatra ny ahy, ambava omana, ampo mieritreritra."
Noho ny fitandrovana ny maha-Malagasy no hamaliko ity.
- Farany :"Afaka mitia izay vehivavy tena tia azy marina ny lehilahy Malagasy ary tsy ho lehilahy mihintsy izahay raha tsy nomen'Andriamanitra anay izany."
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1861