misy kandida dia

1. bazylou ( 01/10/2013 17:59)
tena kondrana sy mivadik ondana mihitsy an. ohatrandry vital dia tena hita hoe vazaha hanandevo indray raha lany eo.
Mbola tsy lany akory hono tazy dia efa nanafatra 4x4 350 " avy amin'ny volany manokana hoe ary ho an'ny mpitandro filaminana'

Misy kondrana sasany koa toandry vahombey ; tsy misy vola sy tsy manao fampielelzan kevitra fa mihanona aùin'ny hrany fotsiny ao amin'ny tvm.

Misy kondrana sasany dia manao akisisika fotsiny fa tsy hainy na toe karena malagasy aza toandry dadafara.

Ry georget sy ry dr Brigitte dia tsy hita mihitsy fa peta drindrina fotsiny no ataony.



Ireo kondrana 33 ireo raha zohina daholo ny heviny dia mitovy daholo. Tsy misy zavatra marim pototra fa balaoasa daholo.


beuuurrrk
2. mirananirina ( 03/10/2013 10:46)
Araka ny lazainy toa tsy novidiany t@ volany ilay 4x4 fa fanomezana nomen'olona hanampiana azy @ propagande-ny. Hita be hoe vidina bois de rose indray ireto izy sssssss... voafitaka izay tsy voafitaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0536