ingahy n°34 dia tsy hita be ny any.... tsy afaka misedra irery izy ary tsy hafaka ny hitolona amin'ny vahoaka raha tsy eo anilany i ngahy "Rajao"...
Toy izany ihany koa ingahy n°33 .... raha tsy eo i dada sy i neny, ny Ambondrona , ary i Bodo izay ireto farany noho hataony fisotomam-bahoaka....
Efa mazava zany fa efa hita soritra ny ministra vaovao anzareo...
Ka iza no hilatsaka eh??? Rajao sy ry Ambondrona ve sa izy?? otran'ny hoe ireo zany ve ny "staff" ???