TIANA
1. vonynive
(
02/10/2013 12:41)
miarahaba
toa heverin'ny sasany fa rehefa tiana ny olona iray dia tokony hanao izay sitrapon'ilay tia ka tsy manan-tsafidy intsony
2. mirananirina
(
03/10/2013 10:26)
Fitia mifamaly ny fitiavana, ka tokony samy manao izay maha hafapo ny andaniny avy.Raha tsy izay fijaliana.
3. 5laody
(
04/10/2013 09:22)
vonynive:
miarahaba
toa heverin'ny sasany fa rehefa tiana ny olona iray dia tokony hanao izay sitrapon'ilay tia ka tsy manan-tsafidy intsony
Mampijaly ny tia nefa tsy tiana ary sarotra kokoa rehefa tiana nefa tsy tia.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 1.1517