Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soloras ( 29/08/2013 08:06)
Hapetrakay eo @ fitondrana i Neny
Hapetrakay eo @ fitondrana i Neny hoy i Zafilahy Stanislas. Source Tia Tanindrazana Dia miaiky aho izay ozy ny fitenenana!!... tohiny
novalian'i andrywui ny 30/08/2013 12:34
Ialahy ( 28/08/2013 17:52)
Sarotra ny hiteny hoe maty momoka ny tolona (PAO-TSATROKA HO ANAREO)
Sarotra ny hiteny hoe maty momoka ny tolona natao nadritry ny 4 taona, koa aleo tohizana foana na ho any na tsy ho any, mba tsy hanakivy ny olona tonga tao aminy magro isan'andro, nandritry izay 4 tao... tohiny
novalian'i andrywui ny 30/08/2013 12:37
amig0 ( 28/08/2013 09:51)
ny vol makany mada
Aiza no hahitana saran-dalana mora indrindra? Halaina amin'ny volana Aogositra... tohiny
rabe1 ( 28/08/2013 09:22)
Tara indray Lalao e
I Botozaza Pierrot hono no saika natao solon'i Lalao saingy efa tsy neken'ny CES intsony ny fanoloana azy satria efa tara ny fe-potoana! ... tohiny
novalian'i locl ny 28/08/2013 13:26
Nehemiah ( 28/08/2013 06:30)
Marina ve ny Evanjely ? Fizaràna faharoa : fandinihana
[size=16][b][color=darkslategrey]Ny fanadinana bibliôgrafika[/color][/b][/size] Fampitahàna ny antontan-taratasy 1 @ antontan-taratasy hafa nosoratana t@ vanim-potoanany ilay izy. Ireto avy ny fano... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 28/08/2013 06:31
jomalala ( 28/08/2013 05:45)
mety mbola iteraka v za
manaona daolo,saika mb anotany ry retooe efa misy Dr manao anireny mère porteuse eny v etoamitsika ?ten mb mila valiny maika reto fatena mila fanampiana,misaotra betsaka... tohiny
novalian'i ora ny 27/05/2014 12:20
andrywui ( 27/08/2013 16:47)
lasa manana tompo menakely be da be za !!
- niakatra ny mpanohana an'i rawuix rapikany fa mivoaha tao amzay elah hikozy a ,, mekanjo mivadika aby ny oul zao hon hon hon ... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/08/2013 04:04
ralalason ( 27/08/2013 12:15)
Popetin'dada i neny?
Kilalao saribakolin'i dada hono lalao ozy ny 54% ny olona! ... tohiny
gasipetak ( 27/08/2013 05:46)
Internet haut débit Cyber tsara
mba te hanontany antsika ato hoe iza no [b]fournisseur internet tsara[/b] eto Mada raha hanangana cyber : Blueline ohatra ny malaza ratsy fa milatsak b ilay debit 5mb sady matetika tapaka - Telma ohat... tohiny
novalian'i tiix ny 28/01/2014 04:14
pisoonja ( 26/08/2013 13:24)
Hitler ve kristianina sa tsia ?
Nahita fanadihadiana iray mahakasika an' I Hitler aho omaly nilaza fa ny antony namonoany ny jiosy dia ny fitadiavana ilay kapoaka nisotroan'i Jesoa farany alohan'ny namonoana azy satria io kapoaka io... tohiny
novalian'i toriteny ny 10/09/2013 14:00
Nehemiah ( 26/08/2013 08:55)
Marina ve ny Evanjely ? Fizaràna voalohany : ny amin'ny porofo manohana azy
[size=16][b][color=darkslategrey]Marina ve ny evanjely[/color][/b][/size] Tena fitantaran'ny vavolombelona ny tantaran'i [color=darkturquoise]Jesoa Kristy[/color] ve ny Evanjely @ Testamenta Vaovao, ... tohiny
Annita.R ( 26/08/2013 07:11)
Manana kandidà 4 azo hioriranana Ra8
Kandidà 4 azo hioriranana ho an'ny ankolafy Ra8. Source Malaza... tohiny
novalian'i Ialahy ny 27/08/2013 13:34
cbd ( 25/08/2013 17:04)
misy olana ve ?
sali sali misy blèm nga ny serasera fa toa mihova ny teny soratana ? ohatra: lasa miverimberina foana ny teny we: LOUFOQUE, JE , DANS, PAS, UN teny gasy b zao no soratana d mivadika ho azy mdrrrrr... tohiny
novalian'i shannie ny 28/10/2013 13:27
voromailala ( 25/08/2013 09:27)
Comment devenir un Chrétien?
Inty ny fijery iray momba ny Kristianina. [quote] Avant tout, il est nécessaire de comprendre qu'un Chrétien n'est pas un homme qui se dit Chrétien, ou que d'autres disent Chrétien. Un Chrétien ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:49
andrywui ( 25/08/2013 00:32)
TSY AHAGAGA TSONY NO AHENO FA NIVADIKA TGV I .......
HERY SERASERA !!! satria hita fa efa mihamiha mivadika palitao sy lasalasa TGV zany daholo ndray zao ny ankizy ato aaaaa kobokoboko amle fomba firesaka fa efa misy miainga betsaka ao ,,ka ahagaga v... tohiny
novalian'i cbd ny 04/10/2013 18:33
Ialahy ( 24/08/2013 15:10)
Izao no atao hoe nanary jocker ka sendra vato midofotra
ilay mpitarika mihitsy no tsy izy e! nankaiza daholo le jocker bedabe taminy 2002 reny ooo?? izao ry zanak'i Dada no fitsondrohana taim-bato a! tsy izy tsony ireo mpitarika anareo ireo, soloy na pasoy... tohiny
novalian'i andrywui ny 26/08/2013 20:08
soloras ( 24/08/2013 06:38)
Ny mouvance Ra8 tsy ny vahoaka malagasy rehetra
La mouvance Ravalo n'est pas le peuple malgache: a dit Chissano... tohiny
voromailala ( 23/08/2013 14:17)
Galata 3 : 28 - Tsy misy lahy na vavy intsony.
Anisany tena mafonja ito frapin'i Jeso ito: [quote] Ka tsy misy Jody na jentily intsony; tsy misy andevo na tsy andevo, [b]tsy misy lahy na vavy intsony[/b], fa tena iray ihany hianareo rehetra ao ami... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 04/09/2013 12:36
voromailala ( 23/08/2013 13:48)
Geobiologie sy ny fahasalama.
Ohatra iray mivaingana mampiseho fa manena ny hery sy ny hozatra ny fisian'ny Wifi ao antrano. Andramo anie e: ny tananao iray hapetrao eo amin'ny [b]box Wifi[/b], na[b] routeur wifi[/b] dia henjano ... tohiny
andrywui ( 23/08/2013 12:37)
INONA NY REACTION AN'NY MPIONDANA AMINZAO FAHORIANA MIDONA ZAO ? MBA ALEFASO ETO NY HEVITRAREO
Itako eto fa alaelo be no mandrakotra ny tava nefa akory atao fa lalan'ny politika zao e ,,,mifidiana daholo no vahaolana de tohano izay kandida mpiondana ao !! zay sisa fika farany mialohan'ny hidara... tohiny
novalian'i andrywui ny 26/08/2013 10:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0545