Sarotra ny hiteny hoe maty momoka ny tolona (PAO-TSATROKA HO ANAREO)

1. Ialahy ( 28/08/2013 17:52)
Sarotra ny hiteny hoe maty momoka ny tolona natao nadritry ny 4 taona, koa aleo tohizana foana na ho any na tsy ho any, mba tsy hanakivy ny olona tonga tao aminy magro isan'andro, nandritry izay 4 taona izay, pao-tsatroka ho anareo eeee!
novalian'i andrywui ny 30/08/2013 12:37
2. cyril ( 28/08/2013 22:51)
milay le mouvement orange kou, raha tsy izany tsy efa nirehareha beteo ndray ny mpanango-karena?
au moins ratgv mody fanina fa tsy be vava
3. andrywui ( 30/08/2013 12:37)
o racyril gtt rapika aa --) zao no teneniko anlah foooooannna matoa nanaiky niala tsisy raorao fa nanaiky ampahendrena tsy toy ny sasany ny TGV de noho ny fitiavantanindrazana ,, efa ela ny TGV no nanaiky niala fa nosomparan'i neny tamnle "fivadihana" be io de nisavoritaka daolo ny entana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1726