INONA NY REACTION AN'NY MPIONDANA AMINZAO FAHORIANA MIDONA ZAO ? MBA ALEFASO ETO NY HEVITRAREO
1. andrywui
(
23/08/2013 12:37)
Itako eto fa alaelo be no mandrakotra ny tava nefa akory atao fa lalan'ny politika zao e ,,,mifidiana daholo no vahaolana de tohano izay kandida mpiondana ao !! zay sisa fika farany mialohan'ny hidarabohan'io TIM io
haleloia !!!!
haleloia !!!!
novalian'i andrywui ny 26/08/2013 10:52
2. andrywui
(
23/08/2013 13:43)
Tokony Mamy Rakotoarivelo mintsy no narotsakareo !! Zao efa nihidy ny listes !!!
Tsisy azo atao tsony fa de mifamangy amn fahoriana ato tsika mianakavy , vangio ah de mbo vangiko nareo !! Tsisy tchin tchin fa mosoara no ilaina zao
Zahay ko ane mba voatsoaka ko e nga zahay sambatra ?? Samy mamay be eto ...
Aleo fa de mifanohatohana sy mifampahery eo e huhuhuh

3. Ialahy
(
23/08/2013 15:21)
miandry 5 taona dia tohizana ny fahendrena, tsy misy afa-tsy izay io dia rehefa akaiky ho tapitra ny mandat izay filoha eo dia mba mody aloha hoe eritaona mialoha no mody, dia mba mody solaina koa ny loha miditra eny Ivato, dia miaraka mirotsaka izy mivady, rehefa tsy azon'iray dia azon'iray, zay aloha no hitako mety indrindra hatreto
4. andrywui
(
23/08/2013 17:06)
Ialahy:
miandry 5 taona dia tohizana ny fahendrena, tsy misy afa-tsy izay io dia rehefa akaiky ho tapitra ny mandat izay filoha eo dia mba mody aloha hoe eritaona mialoha no mody, dia mba mody solaina koa ny loha miditra eny Ivato, dia miaraka mirotsaka izy mivady, rehefa tsy azon'iray dia azon'iray, zay aloha no hitako mety indrindra hatreto
Raha i Rajoelina lava nify iny ve no solaina tsy hapme be otran lapin total amzay iny à
6. andrywui
(
24/08/2013 06:57)
Non non non diso be enao ry nehemia à ny haleloia de tsy anaran'i jehovah na trinité mihitsy fa teny entina hiderana ny Tompo refa misy zavatra mahafaly n'a manaiky ny tompo hianao ,,fa malaelo amle resaka politika toi de mitady hiapanga ny namanao ? (miapanga lainga no ratsy)
8. andrywui
(
24/08/2013 08:04)
Ny hiderako azy de satria za TGV de mi réussir tsara ny programme politika nle antokonay de midera ny tompo ah fa zay miseho rehetra de programme n'Atra sy efa voasoratra daholo ,,,,peut être tsy tian'i jehovah hiverina eo le mpiompy osilahy mainty sy saka fito mianaka .
9. Nehemiah
(
24/08/2013 08:51)
Azafady aminao fa tsy mba mifanaraka @ sitrapon'Andriamanitra ny firaisan'i Rajoelina tsikombakomba @ Sinoa mba hamotika ny tontolo iainan'ny Nosy malalantsika.
10. andrywui
(
26/08/2013 06:23)
Nehemiah:
Azafady aminao fa tsy mba mifanaraka @ sitrapon'Andriamanitra ny firaisan'i Rajoelina tsikombakomba @ Sinoa mba hamotika ny tontolo iainan'ny Nosy malalantsika.
Sitraponao zay tompoko fa tsy ny sitrpon'Andriamanitra ,,1000taona amnao aza 1andro aminy . Loza ity hoy enao fa fiadanana hoy tompo .
11. andrywui
(
26/08/2013 06:32)
Fa sitrapon'Andriamanitra ve raha milalao ody ratsy , miompy osilahy mainty ,mapirina moara sy manitsaka saritanin'i M/car , mitovy durée de vie amin saka mainty ompiana. Nisy narary ny iray tamle saka de nipapapapa nentina notsaboina tany à Sud Aff haingana . Durée de vie am fitondrana io à , de ngamba mety Maty iany ny iray tamle saka de io nisangojy be io ny dadanareo. Sady izy n'a miantsi amn phone eo à magro eo aza mbola b taimbava be aa