Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vonynive
(
08/08/2013 12:46)
NY AMPAHAFOLONKARENA
natao ho an'iza ny ampahafolonkarena ?
mampanankarena an'iza ny ampahafolonkarena? ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:51
rirami
(
08/08/2013 12:31)
Hajo ihany
I Hajo ihany .
Izy no hitondra fiovana....
tohiny
novalian'i xhavier ny 14/08/2013 14:23
niaina07
(
08/08/2013 11:15)
Fitadiavana asa
Za rzareo mieritreritra oe tokony hatsaraina ny fomba fitadiavana asa eto dago.le makany am-pita reny zao betsaka ny tsy voaara-maso hany ka betsaka ny tsy malala ny tokony ataony rehefa tonga any fa ...
tohiny
novalian'i totsy ny 22/08/2013 02:48
maya26
(
08/08/2013 08:26)
Mitady mpivarotra huile de pepin de pamplemousse
Miarahaba antsik rehetra.
Ra mba mis mahafantatra mpivarotra [i][u]huile de pepin de pamplemousse[/u][/i] re nareo tompok d mba ilazao aho f tena zavadehibe no ilako az noho n aretin amahazo ahy. Any ...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:19
ZAKAIOSY
(
07/08/2013 15:55)
MPANOLANA
Mirongatra ny fanolanana eto Madagasikara, raim-pianakaviana nanolana ny zanany vavy 3, vao haingana zazalahy kely nisy nanolana teny Andraisoro. Eo ny fisorohana mba tsy hisian'io aretin'ny fiarah...
tohiny
novalian'i zakaiosy ny 22/08/2013 07:07
Nehemiah
(
07/08/2013 15:08)
Rétine mivadika ?
Maro ny milaza fa mivadika ny fipetraky ny fifandraisan'ny rétine @ fitatitra. Izay no entiny antitranterina fa tsy nisy Mpamorona namorona azy satria raha nisy Mpamorona namorona ny rétine dia toko...
tohiny
100tinl
(
06/08/2013 14:06)
lozam-pifamoivoizana
misy mba afaka manome vaovao momba ilay lozam-pifamoivoizana nanjo ny pasteur rabehatonina james ve ? Manentana antsika mba hitondra am-bavaka azy sy ireo naratra.Misaotra ry namana...
tohiny
novalian'i 100tinl ny 16/08/2013 12:53
rzftsoa
(
06/08/2013 13:01)
slt
slt afk mba manampy ahy v enao?...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 06/01/2014 12:18
Tefigasy
(
06/08/2013 10:18)
Ny fiambenana
Hiverina indray mandeha ety ambonin’ny tany i Jesoa kristy hampiditra ny olona ao amin’ilay jerosalema vaovao. Ny toetra takiany amin’ny olony ambarapahatonga izay andro izay dia ny fiambenana.
...
tohiny
novalian'i Miharena ny 15/08/2013 11:40
vonynive
(
06/08/2013 10:10)
MITADY NY VERY
Tsy azo fefena
Ingahy Rafandrosoana
Tonga tsy terena
Rafanatontoloana
Manao be fisosoka
Ny akanga dia mandalo
Ataony kenda roroka
Ny akoho taman-trano
Avy mba hanjanaka
Manao tsindrio fa lavo
Ny Soa...
tohiny
novalian'i totsy ny 22/08/2013 03:22
Tefigasy
(
06/08/2013 07:49)
Ny fifandraisan'ny olom-baovao amin'ny manodidina azy sy amin'Andriamanitra
Efa noresahina teo aloha ny mikasika ny
- [color=blue] Fomba fiantsoan'Andriamanitra ny mpanompony [/color] : Miantso izay tiany antsoiny Izy fa tsy azontsika ferana, tsy azontsika faritana ary tsy a...
tohiny
novalian'i universal ny 07/08/2013 12:56
ZAKAIOSY
(
05/08/2013 20:51)
FANOLANANA
Mirongatra be ny fanolanana eto Madagasikara, vao haingana teny Andraisoro no nisy nanolana zazalahy kely. Dia gaga aho fa mahafantatra olona nanolana vehivavy kely 12 taona, 25 taona ilay lehilahy,...
tohiny
Maranatha
(
05/08/2013 12:25)
Ireo Mpandresy
Niresaka ny olom-boaantso i Tefigasy tetsy ambany. Tsara ilay voaantso fa saingy mbola tsy ampy satria mbola tsy mpandresy.
Ity no voalaza fa mpandresy: - Apok 17:14 Ireo dia hiady amin'ny Zanak'ondr...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 06/08/2013 13:50
Nehemiah
(
05/08/2013 07:24)
Le Président de Madagascar lié au trafic illégal de bois rose (vidéo)
http://fr.mongabay.com/news/2010/fr1105-rajoelina_eia_video.html
Ôviana ny vahoaka malagasy voa taitra @ torimaso mandrenoka azy ?...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 08/08/2013 15:37
mauricette
(
04/08/2013 06:00)
Mba mangataka torohevitra momban'ny ozatra mivonto azafady.
Salama daholo tompoko,
Mba mangataka torohevitra reto zah fa tsy haiko we nohon'ny harerahan'ny tanako mitendry ordi sy manjaitra ve ,fa lasa misy ozatra mivonto eo @ tanako eo @ le vanintaolona hand...
tohiny
novalian'i Baovolah ny 18/09/2013 21:06
Nehemiah
(
03/08/2013 13:01)
Antontan-kevitra sy ny fiandohan'ny fiainana
Inona ary izany ? Samy ananan'ny solosaina sy ny olona, fa sainga mila atao "mise à jour" matetika @ solosaina ? Ny logiciel. Angamba tsy mahatsiaro ny tenanao ho manana logiciel loatra ianao, kanefa...
tohiny
Tefigasy
(
02/08/2013 14:44)
Ny fiainan'ny olom-boantso
Misy tovolahy kely fetsilahy, jakoba ny anarany, nofetseny ny zokiny, azony ny fizokiana dia azony ny tso-drano; ary rehefa azony izay dia lasa izy nandositra. Tany am-pandosirana tany izy no nahazo n...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 06/08/2013 11:16
maya26
(
02/08/2013 14:11)
ratsatongotra tsy mahazaka hatsika
Bjr daholo,
Tsy haiko na misy efa tratran'ity aretina hafahafa ity ianareo, rehefa ririnina otran'izao d ts mahazaka hatsik n ratsatongotra d mivonto sy mangidihidy, rehefa voaterin'ny kiraro d marar...
tohiny
novalian'i maya26 ny 09/09/2013 06:23
misratana
(
02/08/2013 11:38)
Ny misitery mikasika an'i Pierre be sy ny tsy maha-maitre an'i Avoko : vakio ny porofo etsy ambany
Tsotra be ny zavatra hahafahana mijery ra maty izy na tsia, lazaina fa vatan'akondro ny tao anaty vata-paty ary no-sceller-na ny fasana sy azo vohaina, koa manin ra vohaina amizay amizao de ho hita eo...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 26/04/2023 00:30
Tefigasy
(
02/08/2013 06:21)
Fomba fiantsoan'Andriamanitra ny mpanompony
Rehefa ao anatin'ny ady, fitsapana, sedra, ... dia toa izao no fihevitra sy toetran'ny olona matetika :
- misy mihevitra fa Andriamanitra dia efa nanadino azy, nahafoy ny olony tanteraka
- misy mihev...
tohiny
novalian'i universal ny 12/08/2013 09:17
