slt

1. rzftsoa ( 06/08/2013 13:01)
slt afk mba manampy ahy v enao?
répondu par mpisotrtoaka le 06/01/2014 12:18
2. rzftsoa ( 06/08/2013 13:05)
misy ol tiko zay d niady izahay 3 semaine amty zao ts nresk tamk mhts izy sd nten tamiko izy f ts avelan cousin any irsk amiko d n compt facebook n novaina n teny miafina nf teo alo fantatro ary tena tia ahy izy za ko tia azy d mba mila evitra za oe inona no atao fa tiko iverina otrany fiainanay teo alo n fiainanay tiko ilamina tsar izy sd mb misy ody afk amerenana azy kay?
3. rzftsoa ( 06/08/2013 13:06)
misy ol tiko zay d niady izahay 3 semaine amty zao ts nresk tamk mhts izy sd nten tamiko izy f ts avelan cousin any irsk amiko d n compt facebook n novaina n teny miafina nf teo alo fantatro ary tena tia ahy izy za ko tia azy d mba mila evitra za oe inona no atao fa tiko iverina otrany fiainanay teo alo n fiainanay tiko ilamina tsar izy sd mb misy ody afk amerenana azy kay?
4. hery ( 06/08/2013 16:31)
Cynthia Ranaivojaona:
In moa no hidiran'ny cousin ny @ zany e??? Le ol miaraka aminao raha tia ,tena tia mahavita miaro anao sy ny fitiavanareo. Amiko tsy tena tia anao izy! Vao ranon'orana kely ohatra izany no hanariany anao maija fa cyclone. Fa jereo kely koa aloha sao nisy zavatra nataonao tsy norma nahatonga axy nanapakevitra. Miresaha aminy sinon raha manakatombaravarana izy mba mana na hamno.tsy haiko na firy taona enao fa mila misaina tsara de mahay maka decision matotra. Tsy tapitra hatreo ny fiainanao akory. Mahereza
5. rzftsoa ( 06/08/2013 17:15)
mitad an radadatoa ze mafantatra azy azfd
6. raclo ( 12/08/2013 13:52)
ino no matonga anao i forcer ol? tsy azo atao zany! ra toa ka tsy asiny sira enao de tokony tonga saina! ny fiainana tsy mijanona atreo fa mbola mitohy! aza kivy fa ze oman"atra anao ekena fa aza manao izany! aleo manaja tena fa misy ol hanaja anao fona any! ze no mba afatro fa efa nazo ny ol maro ny nazo anao! de bon courage!
rzftsoa:

mitad an radadatoa ze mafantatra azy azfd
7. shannie ( 17/08/2013 12:07)
Tsy omeko tsiny ianao fa voa. fzao aky an, aza mitady anzany radadatoa zany, Andriamanitra tsy lavitra. aza miditra resaka ody ody zany fa ratsy zany, tsy mety. raha iray aky no tsy tia dia mitotoa koba hatavy an. tsy very anjara izany ndry fa manàna faharetana, mbola lava ny fiainana. avelao izy ho any rehefa tsy mety ny @nareo, mangataha @ Andriamanitra dia izy andamina ny fiainam-pitiavandry. mahereza!
8. mirananirina ( 29/08/2013 08:08)
Inona moa ny Antony nampiady anareo? Raha diso ianao mahaiza mifona, manambitamby, ataovy daholo ny zvt rehetra nitiavany anao, fa izy mht no tsy te iaraka aminao intsoiny dia lazainy fa cousin sns...
Atao inona moa izany radadatoa izany?? Tsy mahavita na inona na inona izany fa vola hariana any @ wc no alefanao any.
9. mpisotrtoaka ( 06/01/2014 12:18)
za kou aky efa sendran'izany fa ndao in no azo atao !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2197