Ny misitery mikasika an'i Pierre be sy ny tsy maha-maitre an'i Avoko : vakio ny porofo etsy ambany

21. ganamalemy ( 14/07/2016 07:31)
Betsaka ono ny olona manontany tena fa maty i Piera be, nareo piondana azy no miesona sy manantany tena anzany fa tsy ny olondrehetra, tsis tombotsoa azon ny vahoaka iny na maty na velona, f angah iny no messie ka iny no andrasan ny MALAGASY?
22. Azrael666 ( 26/04/2023 00:30)
samy manana ny problematique-ny marina ny olona! Izahay generation 2000 izao dia tsy mahafantatra akory an'izany grand maitre Pierre be-nareo mampiady hevitra anareo izany! Nenay tik tok sns no mampiasa loha anay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0523