Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
endriny
(
01/08/2013 08:36)
Faly ery ry Andryiwu fa lasa mpanakarena tampoka daholo ry zareo vitsy an'isa sy mpivarotra tany amin'ny karana sy Frantsay
Dia sady efa lasa mora ny solafa hoy izy fa tsy miady karama intsony, no manao izay tiana anaovana azy fa tsy sahy manda sao very vary iray kapoaka.
Tsy misy henatra intsony... Fa ireharehana aza ny ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 02/08/2013 06:17
voromailala
(
01/08/2013 08:34)
Ianao (fanahy) dia tsy ny sainao?
Inty mpanoratra iray inty izany no anisany nahitako ny fahasambarana sy fahamarinana amin'ny fiainana.
Vakio anie fa mety hanampy anao ihany koa amin'ny fiainana. Ahoana ny hevitrao?
[url=http://www...
tohiny
novalian'i universal ny 12/08/2013 09:21
endriny
(
01/08/2013 08:31)
Ny kristianina dia volavolaina hilalao faty, marina ve izany?
Io no resaky ny namako iray.
Dia ahoana angaha hoy ianao?
Isaky ny andro alahady na atao isaky ny fandraisana dia tenenina amin'ny olona mihintsy ahitsy ao an-dohany fa tsara ny ran' i Kristy izay l...
tohiny
novalian'i endriny ny 16/08/2013 05:43
Nehemiah
(
31/07/2013 07:56)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna fahavalo
[color=crimson]Niara-nivelona ve ny dinôzôra sy ny olombelona ?[/color]
Jereo tsara koa fa ahitàna anganon-dragona ny ankabetsahan'ny firenena eran'izao tontolo izao.
[img]http://creation.com/ima...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 20/08/2013 06:59
maya26
(
30/07/2013 12:44)
mila hevitra fitantanana camion miasa
Miarahaba atsika rehetra.
Saika mba mila hevitra kely aho hoe aona kay ny fomba atao fa tena tsy mampidibola mihitsy ilay camion anay miasa mitatitra entana any amin'ny faritra. Lanin'ny saofera sy ny...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 26/05/2015 19:01
cherametam
(
30/07/2013 06:14)
inona no atao fa tsy mety mitazona Calcium mihitsy ny vatako!!
inona no atao fa tsy mety mitazona Calcium mihitsy ny vatako!! efa nihinana fanafody maro, Calcium, Magne B6, miezaka misotro ronono matetika, mandeha an-tongotra, misotro rano , isaky ny lany ireo fa...
tohiny
novalian'i Vaks ny 20/07/2019 08:15
andrywui
(
29/07/2013 23:42)
ZAO VAO MAZAVA BE AMINTSIKA VAHOAKA MALAGASY AMIN'IZAY KOSA ANGAMBA A
SATRIA NA ZAZAKELY 6 TAONA AZA DE AFAKA HAMALY ETO !!!!
Hoe tena iza marina moa no tena [u][b]olan'ity firenena malagasy ity[/b][/u] rey olona ..?? iza ??
aleo samy hamaly amin'ny fo tsy miangatra ...
tohiny
novalian'i xhavier ny 10/08/2013 15:57
booboo
(
29/07/2013 09:10)
Vao mianatra mitondra
Hono ho'aho, mba atoroy astuces @ fanaovana rangement en bataille marche avant :-°) (ary aza mihomehy eo ^_^). Raha marche arrière tena tsy olana amiko mihitsy na créneau na en épi na bataille fa ...
tohiny
novalian'i booboo ny 01/08/2013 13:07
hery
(
29/07/2013 08:41)
Olan'ny windows 8
Salama daholo.
Ohatry ny mahakivy ahy ilay windows 8. Toa manjary manana tendance smartphone ilay izy. Indraindray ara tahaka ny tsy manao multi-task intsony.
Raha manokatra video ohatra dia tsy af...
tohiny
novalian'i endriny ny 07/06/2014 06:10
Nehemiah
(
29/07/2013 07:25)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna fahafito
[color=crimson]Miresaka momba ny dinôzôra ve ny Baiboly ?[/color]
Alohan'ny hamaliako an'izay fanontaniana izay dia averiko hatrany fa t@ 1842 no noforonin'i Richard Owen ity voambolana ity. Kanefa...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 31/07/2013 07:57
endriny
(
29/07/2013 05:41)
Maninona ny anaran'ny papa francis rehefa aty Madagasikara no atao hoe Fransoa fa tsy i Lemahitsy
Efa adika ihany dia maninona no adika teny frantsay fa tsy tenigasy avy hatrany? Sa izay ilay fanjanahana sy ny finoana kristianina?...
tohiny
novalian'i endriny ny 05/08/2013 03:41
Sytraka
(
27/07/2013 17:22)
Mitady namana
Mitady namana hifampizarana traikefa mandritrin'ny fialantrasatra!...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 02/07/2014 12:54
gasyjean
(
27/07/2013 13:37)
Loza ity!!!!
Tsy ho asiana resa-be angamba,fa efa samy mahita sy leo ny fandehan-draharaha misy eto amin'ny tany sy ny fanjakana malagasy isika rehetra.Sanatria ve tany voahozona ity misy antsika ,sa isika vahoaka...
tohiny
novalian'i voromailala ny 02/08/2013 07:57
Nehemiah
(
27/07/2013 06:12)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna fahenina
Tonga @'[b]ilay[/b] fanontaniana lehibe isika : [color=crimson]inona no nahalany tamingana ny dinôzôra ?[/color]
Maromaro ny teôria naroson'ny mpandala evôlisiona/tapitrisa taona anazavàna an'iz...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/07/2013 07:26
voromailala
(
26/07/2013 12:03)
Namana vahiny hafa finoana manontany?
Misy namako manana finoana hafa nametraka ahy ireto fanontaniana manaraka ireto.
Amin'ny teny frantsay ila izy tsy novaiko fa valiantsika amin'ny teny malagasy.
Tsy voatery valiana daholo fa afaka t...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 20/08/2013 06:50
Nehemiah
(
26/07/2013 06:14)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna fahadimy
Milaza zavatra mahatalanjona i Philip J. Currie sy Eva B. Koppelhus @ bokiny "[i]101 questions about dinosaurs[/i]" : nahitàna taolan-dinôzôra aman'arivony tsy mba niharan'ny perminéralisation ny...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 27/07/2013 06:14
andrywui
(
25/07/2013 21:36)
AZA BE LOHA MOA NENY A POTSITRA EO ANE E
maninona ary ry neny rehefa mba nilaza ny UI sy ny sadec retra fa tsy masaka ny hilatsahanao de maninona raha mba mahay manaiky ary e ? sa ve le gidragidra foana ry neny no mety e ,, tsy miteny andrat...
tohiny
novalian'i andrywui ny 31/07/2013 12:45
voromailala
(
25/07/2013 12:06)
Evanjilin'i Tomasy: aiza no misy ny paradisa?
Nalaina tao amin'ny Evanjilin'i Tomasy [b]Logion 3[/b]:
hoy izy i Jesoa tamin'ny mpianany :
[quote]
Si vos guides vous disent que le Royaume est dans le ciel, alors les oiseaux du ciel vous devancer...
tohiny
novalian'i voromailala ny 26/07/2013 08:06
Maranatha
(
25/07/2013 09:49)
Ireo Fepetra maha Mpaminany avy amin'ny Tsitoha
Efa hitan-tsika amin'ny lohahevitra izay nataon'i Tefigasy ery ambany ny mpaminany sandoka
Fa ndeha ho hapetraki-tsika indray ary ny tena mpaminany avy amin'ny Tsitoha izany hoe izay tena nirahiny. N...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 01/08/2013 13:08
rirami
(
25/07/2013 08:47)
Visitez !!
http://www.malagasymiaramiainga.com/...
tohiny
novalian'i moi ny 25/07/2013 10:31
