Vao mianatra mitondra

1. booboo ( 29/07/2013 09:10)
Hono ho'aho, mba atoroy astuces @ fanaovana rangement en bataille marche avant :-°) (ary aza mihomehy eo ^_^). Raha marche arrière tena tsy olana amiko mihitsy na créneau na en épi na bataille fa vao marche avant dia éhééééé (na ny zanako aza mitahotra :-D :-D) !
Merci ho an'izay mamaly :)
novalian'i booboo ny 01/08/2013 13:07
2. hery ( 29/07/2013 10:36)
Nefa tokony le marche avant no mora an. :-)
Fahazarana ihany aloha no tena mitondra an'io e. Rehefa manomboka zatran'ny haben'ny fiara dia tokony handeha ho azy. Fa ny fomba hahazoana an'ilay fahazarana sisa no mila ketrehina.

Mila manao fanandramana na eo an-tokotany aza aloha (na le miditra am garage) dia maka rérères hoe rehefa mifanandrify eto ny sisin'ny toerana hidirana vao havily au max ny volant (mazava ho azy hoe mila mandeha mora). Dia ilay répères tsinona miankina aminao sy ny habe-n'ny fiara.
3. booboo ( 01/08/2013 13:07)
atao hoe tôôbilina kely ireny (C3 sy peugeot 208 ny an'ilay auto-école). Dia garer-na akaikina tôôbilina 1 ohatra. Dia inona no atao repères hamiliana à fond ny volant ?
Ilay marche arrière manko vantany vao hitako @ sisin'ny fitaratra passager ao aoriana ny ligne na jiron'ny fiara eo akaiky dia haiko hoe eo no avily ny volant, dia rehefa eo @ antsasany dia avily any an-kafa indray (indray mipalaka dia tafa ^_^). fa ilay marche avant tsy mety haiko mihitsy ny repère(s) )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3099