Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Nehemiah ( 25/07/2013 07:49)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna fahefatra
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/cafe08adc608f5c7447dae15fe218f8a.png][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/cafe08adc608f5c7447dae15fe218f8a.png[/img][/url] Ireto no dian-tongon-... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/07/2013 06:16
Nehemiah ( 24/07/2013 06:49)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna fahatelo
Lasa somary hafahafa ny dôgman'ny evôlisionan'ny dinôzôra sy ny vorona. Tsy misy intsony ny tetiarana (arbre généalogique) ankehitriny, fa ny [i]cladistique[/i] no ampiasaina. Ny tetika mahazat... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 25/07/2013 15:13
vonynive ( 24/07/2013 06:46)
SEKOLY TELO
miarahaba mpanabe sekoly voalohany : ny ray amandreny satria izy ireo no mpanabe akaiky indrindra ny zanaka mpanabe sekoly faharoa : ny mpanabe any ampianarana satria ny zanaka mianatra dia mandany or... tohiny
novalian'i vonynive ny 30/09/2013 13:08
ZAKAIOSY ( 23/07/2013 22:06)
Namana vaovao miarahaba anareo namana rehetra. ...
Namana vaovao miarahaba anareo namana rehetra. Misy aingam-panahy manitikitika ahy ao anatiko, toa te hivoaka ho tononkalo kanefa tsy mety mivoaka, inona no torohevitra azonareo omena ahy ? Na iz... tohiny
novalian'i andrywui ny 01/11/2013 12:32
Tefigasy ( 23/07/2013 14:25)
Ny mpaminany sandoka
Efa lohahevitra nisy teto izy ity tamin'ny taona 2008. Ity ny rohy hahitantsika izany : [url=http://]http://forum.serasera.org/forum/message/m47fba423eee93[/url] Ireto ny vetin-kevitra napetraky ny m... tohiny
novalian'i sitlo ny 31/07/2013 15:43
Ahrianna ( 23/07/2013 12:19)
Fanamasinana fanambadiana protestant
Bonjour, Saika mba hanontany ny fizotran'ny fanamasinana fanambadiana @ protestant azafady fa za mantsy tsy mpivavaka mintsy nefa ny fianakavianle vadiko mi-insite be amle izy, zareo mandresy lahatra... tohiny
mizara ( 23/07/2013 10:54)
Hazofijalian'i Jesosy Kristy: Rehareha sa henatra?
Fanoharana: Nisy lehilahy iray nilomano tamina dobo iray, voan'ny "crampe" tampoka anefa izy dia nilentika, soa ihany fa nisy lehilahy iray hafa namonjy azy saingy ny navotana avotra soa aman-tsara f... tohiny
novalian'i leva2 ny 23/07/2013 18:11
voromailala ( 23/07/2013 08:21)
baiboly ve tenin'Andriamanitra ranoray?
Maro amin'ny malagasy mbola mino fa ny baiboly dia tenin'Andrimanitra ranoray. Kanefa dia maro ireo '[b]Contradictions[/b]" hita ao anaty baiboly. Misy ireo olona miezaka manazava fa tsy "Contradictio... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 16/08/2013 08:59
Nehemiah ( 23/07/2013 06:20)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna faharoa
T@ Nôvambra 1999, nilaza i National Geographic fa nahita ny chaînon manquant mampifanohy ny evôlisionan'ny dinôzôra sy ny vorona, dia ny Archeoraptor. Toy izao ny endriny t@ pejy voalohany : [ur... tohiny
novalian'i Miharena ny 24/07/2013 09:19
Nehemiah ( 23/07/2013 06:20)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna faharoa
T@ Nôvambra 1999, nilaza i National Geographic fa nahita ny chaînon manquant mampifanohy ny evôlisionan'ny dinôzôra sy ny vorona, dia ny Archeoraptor. Toy izao ny endriny t@ pejy voalohany : [ur... tohiny
hery ( 22/07/2013 12:50)
Mbola ilaina ve ny CEPE ?
Nivaly hono ny CEPE any Madagasikara, ilay Certificat d'Etutes Primaires Elémentaires. Raha ny tena izy dia ny CEPE no hanaporofoina hoe mahay mamaky teny sy manoratra ny olona iray. Manontany tena ... tohiny
Nehemiah ( 22/07/2013 06:26)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna voalohany
Ny fanontaniana voalohany tsy maintsy apetrakantsika dia ity : inona no atao hoe dinôzôra ? Ity voambolana ity dia noforonin'i Richard Owen t@ 1842, rehefa namorona taxon (sokajin-javamananaina) vao... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 23/07/2013 06:23
barnasha ( 20/07/2013 12:30)
Ny fombafomba Israelita sy malagasy
[list][list][u] [list] [b]NY MAHA ISRAELITA NY MALAGASY: ny fombafombany [/b] [/u] [/list] [i] Ny isan'ny zanak'Yisra'el dia ho tahaka ny fasika amin'ny ranomasina izay tsy afatra na isaina, ary any... tohiny
novalian'i ratsirano ny 07/08/2013 15:06
Alfantomas ( 19/07/2013 16:59)
Propagandy alohan'ny fotoana
Kung fu wisa sy sylvain RABETSAROANA tsy mitsahatra mamory vahoaka eran'ny tanan-dehibe ary eto tsiroanomandidy rahampitso manao saritsarina propagandy mialoha...... tohiny
novalian'i hadji ny 03/08/2013 05:05
matsy ( 19/07/2013 12:03)
Te hitaraina amin'ny ataon'ny TELMA M vola tena ma...
Te hitaraina amin'ny ataon'ny TELMA M vola tena mampijaly olona amin'ny tsy fampian'ny moyens matériels moyens personnels ... tohiny
voromailala ( 19/07/2013 12:01)
Gasy voalohany 2000 av. J.-C?
raha sendra nikaroka momba no hoe misy Jiosy ny razambean'ny foko malagasy sasany, dia nisy fikarohana vao haingana mampiseho fa efa 2000 taona talohan'i Kristy dia efa nisy olona tany dago. Ito ny r... tohiny
novalian'i Nourouh ny 22/07/2014 18:19
Nehemiah ( 19/07/2013 08:32)
Tosi-dra ambony sy fokom-pirenena
Raha ambony ny tosi-dranao dia tsy mba ianao irery no tratran'izay. Ny loza mitatao ho an'ny olona manana tosi-dra ambony dia ny fahatapahan'ny lalan-dra. Rehefa hanasitrana an'izay ny dokotera dia ma... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 09/09/2013 07:25
barnasha ( 18/07/2013 16:18)
la mort dans la tradition Israélite et Malagasy
[list][list] [b][u] ORIGINES ISRAELITES DES MALALAGASY: la mort dans la tradition Israélite et Malagasy[/u][/b][/list][/list] [b][i][u]La survie de l'âme après la... tohiny
velah ( 18/07/2013 15:58)
vady vazah
miarahaba e. mba atoroy site de rencontre tsara ahazoana namana lelahy vazah tena azo antoka ary gratuit fa mitady aho ankoatr le afrointroduction de ahoana no fidirana sy fanaovana azy. resaka série... tohiny
novalian'i Sytraka ny 27/07/2013 18:06
voromailala ( 18/07/2013 12:14)
Sakafo Velona
Fantatrao ve inona no hatao hoe sakafo velona? Ny sakafo Velona dia sakafo manta, na nandrahoana tsy mihoatra ny hafanan'ny vatan'olombona, eo amin'ny 40° eo ho eo. Ny Tombony: mbola velona ireo En... tohiny
novalian'i niryna ny 03/09/2013 03:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4638