Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
H.R.S. ( 03/07/2013 11:50)
H.R.S.
Mampalahelo fa izahay jamba rehefa mikoty sipa na hoe mba manandrana mitia vehivavy izay tsy mitovy aminay dia tsy mba mahazo mihintsy. Mba omeon torohevitra raha azo atao fa mafy ny tsy manana olonti... tohiny
miorasitraka ( 02/07/2013 18:39)
zaza tsy mety mipetraka
Salama daholo reto an! za dia zazavavy manambady, 26 taona, efa nanala zaza indrainmandé fa votery nasorina noho ny antony ara-pahasalamana,dia efa ho 7 volana zao no nitady zaza indray izahay fa ts... tohiny
novalian'i randria67 ny 17/07/2013 17:54
riri12 ( 02/07/2013 18:25)
"Andriamanitra tsy andrin'ny hafa, andriko ihany" !
Indraindray rehefa kivy, tsy afa-manoatra ny olona iray dia miantso tody ka milaza hoe: "Andriamanitra tsy andrin'ny hafa, andriko ihany" !Inona no tena hevitr' io fombam-pitenenana malagasy io? Mifan... tohiny
novalian'i bor2lais ny 11/07/2013 09:11
Tefigasy ( 02/07/2013 05:54)
kristianina (hono) nefa tsy miditra any amin'ny tranon'Andriamanitra (fiangonana) miaraka amin'ny mpino namany
Ahoana ny fahitantsika ireny olona ireny ? Azo lazaina ho kristianina ve ireny olona ireny sa tsia ? Inona no manosika azy tsy hanatona sy hiditra ny tranon'Andriamanitra hiaraka hidera amin'ny mpino ... tohiny
novalian'i manoasoa ny 16/07/2013 10:47
Nehemiah ( 01/07/2013 15:24)
Safodrano tany Marsa ?
Nandefa sarin'ny planety Marsa, izay planety akaikintsika indrindra, voa haingana ny saondin'ny Fandraharahanam-pirenena momba ny Fanamboarana Fiaramanidina sy ny Habakabaka any Etazonia (NASA). Nanai... tohiny
andrywui ( 28/06/2013 16:26)
REHEFA ZAY DE TSISY MIALA EO RY AKAMA A
aleo samy eto izany e sady avelao kou hiala any refa tsy hanao sy hanampy ny UI sy UA sy ny SADEC e reo kou ane mody mampifila eo e ,, otranle tam DADA nanongapanjakana tam 2002 iny zao le namorona re... tohiny
novalian'i hadji ny 29/06/2013 06:04
pisoonja ( 28/06/2013 13:27)
inona no ataoa raha te-
Inona no atao raha te-... tohiny
rirami ( 28/06/2013 12:01)
Raha ny hevitrareo, tokony inona no imasoana voalohany eto @ firenena @ izao ?
Inona no tena tokony jerena sy tanterahana voalohany ???Ny fifidianana filoham-pirenena sa ny fialan'i rajoelina sa ny "législatives" ? Vahaolana tokoa ve ny tsy firotsahan'izy 3 raha misy tokoa ny ... tohiny
H.R.S. ( 28/06/2013 11:33)
H.R.S.
ny manana fahasembanana sy ny fitiavana... tohiny
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 12:22
voromailala ( 28/06/2013 09:04)
Zavatra misy ao Vatican?
Sanatria fanenjehana ny fivavahana Katolika fa kosa filazana ny zavatra marina sy mitranga ao Vatican. Raha teo aloha dia nanaiky ny Papa ny fisian'ny Eveka miray amin'ny lehilahy, dia ity indray mi... tohiny
novalian'i endriny ny 09/07/2013 13:09
margrity ( 27/06/2013 20:19)
Inona no mahafinaritra ny gasy?
Eritreritra mandalo moa izany. Araka izao krizy lava reny, lainga ary fampanantenana zary famendrofendrona mahazo ny gasy izao; inona no zavatra tena hoe mahafaly ny malagasy? tsy misy an... tohiny
novalian'i pisoonja ny 01/07/2013 13:17
harysoa ( 27/06/2013 12:29)
manana double face v?
Mila vonjy mafy aho, fa mba toroy hevitra. Manambady aho, ato an-trano izy tena mampiseho fitiavana be, manoroka eo @andrina, attentioné @zavatra rehetra...!tsy fananiko nefa fa sedra napiasa ny ordi... tohiny
saho ( 27/06/2013 12:10)
Traikefa fitsaboana any Gasikara
Raha mandinika za dia mahatsapa fa be dia be ireo Malagasy maty Tanora a partir de 40 taona sy eo ho eo 60 taona eo Ny antony mahatonga izany dia ny mbola andalampandrosoana ny fitsaboana misy any Gas... tohiny
novalian'i bichette ny 21/08/2013 15:34
Ricar5do ( 27/06/2013 11:09)
Ny tsy fanarahan-dalàna no mampikatso ny firenena !!!
Mazava izany !! Nefa ahoana tokoa moa raha ilay mpitarika volohany tokony ho modely, izy indray no tsy manaraka lalàna voalohany ? Ary "record" mihintsy !! ... tohiny
novalian'i ethan156 ny 27/06/2013 11:50
voromailala ( 27/06/2013 10:41)
Mety hotafita ve isika raha miala amin'ny BM sy FMI?
Mety hotafita ihany ve isika Malagasy raha miala amin'ny BM sy FMI? 4 taona izany tsy dia namatsy vola firy ry zareo ary voalaza fa 70% ny budget fanjakana dia avy amin'izy ireo daholo. Ahoana ny h... tohiny
Alfantomas ( 27/06/2013 05:22)
Maninona rehefa ny ankizy no manokatra vilany dia ...
Maninona rehefa ny ankizy no manokatra vilany dia hoe mangalampihinana fa rehefa lehibe dia hoe manandran-tsira?... tohiny
novalian'i jobiely ny 01/07/2013 12:48
Alfantomas ( 26/06/2013 11:39)
Fahaleovantena hono...
Dradradraina fa 53 taona hono izay ny fahaleovantenantsika. Fahaleovantena hono kanefa ity firenena lazaina fa mahaleotena dia mbola miankindoha tanteraka ny vahiny na ara-politika na ara-toekarena na... tohiny
novalian'i margrity ny 28/06/2013 12:21
endriny ( 26/06/2013 03:39)
Tratry ny 26 daholo e
Tokony soloina maitso fotsy orange hono ny sainam-pirenena... Ahahahhahhhaha... tohiny
novalian'i pisoonja ny 27/06/2013 12:54
endriny ( 25/06/2013 08:15)
nidina be daholo ny petra-bola androany
Nefa lazaina miharin-doha ny toekarena, grrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr... tohiny
teamryan ( 25/06/2013 07:57)
Nous voilà dans un pays où la politique sauvage règne!!!
[b]Le front, composé d’une vingtaine de candidats à la Présidentielle, répond à Andry Rajoelina, après le refus de ce dernier de désister. Le ton monte d’un cran.[/b] Se montrer et se fai... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/06/2013 09:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1498