Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
velah ( 13/06/2013 15:19)
Fofombava
Inona kay no mety mahafaka fofombava tena mahomby?... tohiny
velah ( 13/06/2013 15:12)
crème
Miarahabe ny namana rehatra ô. Ho avy ny fetin'ny ray de mba mila vony kely e Mila toro hevitra: atao ahoana kay ny mamboatra crème gâteau na crème fraiche etsetra etsetra e. Misaotra mialoha ry n... tohiny
Nehemiah ( 13/06/2013 14:27)
Hanao "isolement magnifique" koa ve ny gasy ?
Misy lohahevitra nivoaka voa haingana mitondra ny lohateny hoe "Ny Malagasy sy ny Afrikana no voalohany @ fanaratsiana ny finoan-drazany" na zavata mitovitovy @'izay. Ny tanjoko dia tsy ny hamelabelat... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/06/2013 07:41
Ricar5do ( 13/06/2013 07:39)
Kolo FM et Kolo Tv
De nouveau en marche après avoir été fermé !!... tohiny
novalian'i Picolo ny 18/06/2013 09:11
endriny ( 13/06/2013 04:13)
Ny nipoiran'ny angano Genesisy sy ny safo-drano
Rehefa nandevozin'ny egipsianina ny israelianina, dia nasaina nandidy sy nikapo-bato no asany, ny vato eto dia ireo vato mbola hitantsika ao egipta amin'ny piramida ireo. Fa rehefa nandidy vato teny a... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 19/06/2013 07:08
sitlo ( 12/06/2013 23:01)
Iza no tena kristianina ankoatra ny ao amin'ny baiboly?
Fomban'ny kristianina mantsy ilay mankany amin'ny mangingina dia "mamelà ny helokay"... Dia hoe lasa olo-masina be izy ny ampitso. Fa rehefa hita ny vokatry ny nataony dia iny izy no manome tsiny ana... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 25/06/2013 14:25
endriny ( 12/06/2013 19:23)
Ny Malagasy sy Afrikanina no voalohany amin'ny fanaratsiana ny finoan'ny razany
Ny Malagasy efa lasa Kristianina hono dia tsy mankalaza izany finoana ny "Razana mba hitahy" izany intsony. Fa aleony mino ny razana jiosy "petera, Matio, Jesosy... Maria" Dia tsy mandeha na manatri... tohiny
novalian'i endriny ny 18/06/2013 14:10
endriny ( 12/06/2013 19:16)
Fantaro fa ny teny hoe Oliva dia eto Madagasikara
Raha noana ny olona iray dia mitady "ody am-bava fo", "oly troky" hoy ny Tandroy sy ny Tandrefana (eto Madagasikara ihany) Rehefa noana ny mponin'i Esira Hely (Israel) dia ny Oliva no nataony ady ami... tohiny
novalian'i endriny ny 18/06/2013 14:33
5laody ( 12/06/2013 19:11)
vonona hihinana bibikely ve isika?
Efa maromaro amin'izao ireo mpandraharaha madinika mampiasa bibikely anaovana sakafo. be proteina tokoa izy ireo ary tsy sarotra ompiana. efa maromaro ny restaurant manana menu insectes, ary misy choc... tohiny
novalian'i niryna ny 03/09/2013 03:58
voromailala ( 12/06/2013 11:28)
Nilaza marina ve ny Papa momba ny ao Vatican?
Salama daholo Efa nandehadeha ihany ny siosio dresaka hoe misy corruption sy lobby gay tao vatican, fa raha ny vaovao hita amin'ny aterineto dia toa hoe niconfimer mihintsy ny Papa Francois hoe misy i... tohiny
novalian'i RBNIR ny 14/06/2013 11:27
Nehemiah ( 12/06/2013 07:46)
Omby anaty Sambofiara ve ny biby rehetra ?
Mitoraka matetika an'ity fanontaniana fihaikena ity ny tsi-mpino ary mieritreritra fa tsy hay valiana ilay izy. Kanefa misy tokoa ny valiny, ary valiny tsotra. [b][color=crimson]Nila naka biby firy t... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/06/2013 06:40
Nehemiah ( 12/06/2013 07:42)
Neerlandey nanamboatra Sambofiara
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/0d005586a72b2a2593db2269bf944b3a.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/0d005586a72b2a2593db2269bf944b3a.jpg[/img][/url] Johan Huibers no anar... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/06/2013 06:35
Nehemiah ( 12/06/2013 07:37)
Noa sy ny Sambofiaran'ny Safo-drano, fizaràna fahafito
Miroso @ tapany farany @'ity lohahevitra ity isika, dia ny momba ny Sambofiaran'i Noa, isika. Arabiana matetika dia matetika izy io. [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/3c25192e61860a36d3c4... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 12/06/2013 07:52
endriny ( 11/06/2013 15:30)
Na ny anarana hoe Israely sy Jerosalema (ierosalema) aza dia avy eto Madagasikara avokoa
Israely dia avy amin'ny tany masina kely no dikany, raha any Atsimo eto Madagasikara io, dia ny faritra Esira, saingy ny tany Esira hely izay lasa hoe Israel dia kelikely kokoa ilay tany tany masina n... tohiny
charoumeni ( 11/06/2013 13:26)
fanontaniana
Maro d maro ny site de rencontre ankehitriny, tsy manome tsiny izay olona miditra amin'izy reny za na ny olona namorona azy fa saingy mba te hanontany anareo namana aho hoe NY VADY V TOKONY HOKATSAH... tohiny
Mendler ( 11/06/2013 09:00)
Ratsirahonana à Paris : il y est allé la veille de la sanction !!
c'est pas lui qui disait hoe "tsy tia vazaha" pourtant inona ny ataony any ? ... tohiny
novalian'i sitlo ny 11/06/2013 16:36
endriny ( 11/06/2013 02:24)
Marary tsy azo amindrana ra hono fa sao ifindran'ny devoly avy amin'ny ran'ny olona mpanota
Finoana re izany Tompoko o. Saingy mody alefa mividy fanafody ny havany dia omena fanafody fampatoriana izy, dia ampidirana ra ihany noho ny fo mangoraka, fa olona tanora dia ho faty sahady. Dia nony... tohiny
novalian'i endriny ny 12/06/2013 18:58
Nehemiah ( 10/06/2013 15:09)
Noa sy ny Sambofiaran'ny Safo-drano, fizaràna fahenina
Efa hitantsika t@ fizaràna farany fa raha ny Tektônikan-Takelaka Mandoza no arahina dia mora ny mamaly hoe "Avy taiza ny ranon'ny Safo-drano ary nankaiza ?", izany hoe avy t@ ranomasina ary niverina... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 12/06/2013 07:39
mizara ( 10/06/2013 10:35)
Manomboka anjakan'ny Athé eto amin'ny serasera
Tena efa akaiky ny farany e! mibebaha dia manolora tena daholo ianareo rehetra.... tohiny
novalian'i endriny ny 13/06/2013 16:18
sitlo ( 10/06/2013 09:59)
Mifidy olona ny gasy
Efa nisy gasy nanakiana be an'io teto kanefa toa mbola miverina foana ilay "i anona" fidiana noho "i anona". Tsy dia hilaza ny antony mahatonga izany aho satria sady kamo no mety tsy ho ampy ny famak... tohiny
novalian'i 5laody ny 12/06/2013 16:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7462