fanontaniana

21. donah ( 24/02/2014 16:38)

mirananirina:

Efa mandroso ny tany ka betsaka tokoa no mitady vady @ izy ireny. Amiko aloha mety 99% izy ireny no tena mivady rehefa miaraka ela2, ny sisa an'izay milalao fotsiny, satria dia fôpla tokoa ny akamaroan'ny olona ao, ataoko angamba fa ny 50% efa manambady
22. mpisotrtoaka ( 30/06/2014 09:59)
mapme ireny e ! Fivarotan-tena ankolaka !
23. ombelline ( 30/06/2014 14:50)

pisoonja:

Raha ara-Soratra Masina , ny vady dia avy amin'Andriamanitra, fanomezana avy aminy ny vady, ka raha @ site de rencontre no horesahana dia tsy misy mihitsy afa-tsy 0.5% an'ireny no mifanambady, ary ny 99.5% dia fitaka avokoa .Ny olona miresaka @ itony matetika zvtr tsy misy no tantarainy ka tsy mahagaga loatra


- Tsy mety ho vady atolotr'Aa ve izany ny azo @ site de rencontres ?
- Ny vady atolotr'i Dada sy Neny ve izany vady atolotr'Aa ?
- Tsy maintsy olona ao am-piangonako ve izany ilay vady atolotr'Aa ?
- Ahoana ho hahalalàko izany fa ity ilay vady atolotr'Aa ho ahy fa tsy iry ?

- Dia ahoana ilay hoe Aa tsy manampy izay tsy manampy ny tenany ?
24. nirinanicolas ( 25/03/2015 07:59)
Est-ce que vous cherchez site pour Petites annonces gratuites à Madagascar? visiter www.madapage.com. C'est gratuit...
25. toky15 ( 24/06/2015 10:02)
pisoonja:

Raha ara-Soratra Masina , ny vady dia avy amin'Andriamanitra, fanomezana avy aminy ny vady, ka raha @ site de rencontre no horesahana dia tsy misy mihitsy afa-tsy 0.5% an'ireny no mifanambady, ary ny 99.5% dia fitaka avokoa .Ny olona miresaka @ itony matetika zvtr tsy misy no tantarainy ka tsy mahagaga loatra
26. MITIA7 ( 06/08/2015 09:19)
Izany ve izany no mahatonga ny sasany manao masera ry pisoonja? Satria efa napetrak'Andriamanitra tsy hanambady izy ireny?
27. TenWors ( 29/09/2015 07:27)
Charoumeni >>> Raha tena mikatsaka fiainana (fiadanana) ka hanaraka izay voasoratra ao amin'ny baiboly dia efa misy ampahany ireo voalAzan'i pisoonja ireo.
Ny vady sahaza izay omanin'ny Mpahary ho an'izay voatokana ho amin'izany lalan'ny fanambadiana izany dia efa samy vononony ao saingy ny olom-belona no mandeha @hitsin'ny sainy sy ny fihetsehan'ny fony(izay mamitaka hoy ny voasoratra) hany ka tataovan'ny olana matetika.(satria ilay vady omanin'ny Mpahary ho azy tsy alainy fa olon-kafa tsy natokana ho azy no alainy sady manaiky ihany koa noho ny tsy fahafantArana).
Manome antsika famantArana ny baiboly mikasika io vady sahaza io ka izay mahafantatra ny hevitry ny famantArana no mahalala na vady sahaza no manoloana azy na tsia.
Fanamarihana: tsy hoe miandry fotsiny araka ny voalaza izay haka vady fa mangataka izany am-bavaka
28. TenWords ( 30/09/2015 12:21)
tsaroako fa efa mba namaly ity resaka ity izahay saingy ohatry ny tsy affichE ilay izy,misy milaza fa raha vao misy guillemets ilay publication dia tsy lasa,
Bref, marina ny voalazan'i pisoonja rehetra fa ny fanampiny kely fotsiny dia hoe Mila angatahana amin'ny Mpahary ilay vady sahaza fa tsy hoe izay hita na/koa izay efa novadiana eny ny atao hoe vady sahaza... Misy ny vady efa voaoman'ny Mpahary ho an'ny tsirairay izay natokana ho amin'izany lalam-piainana izany satria tokoa misy ny tsy natao ho amin'izany fa ionoka hoy ny baiboly.
Misy famantArana io vady sahaza io nefa voasoratra ao ho an'izay tena maniry fiainantsambatra ka mino fa ny finoana izay voalaza (= Teny = Kristy ) dia fiainana feno fiadanana sy fahasambarana ho azy.
Charoumeni >>> Tsy haiko ny dikan'ilay anaranao na pseudo-nao fa ny azo lazaina dia mila mangataka aloha ianao ary tsy mila mitady n'aiza n'aiza fa ho avy eo anoloanao eo ilay natokana ho anao (Ho anao satria fantatra fa vehivavy ianao dia ranito tsara ny 6em sens-nao (= instinct maternel ) fa tonga dia fantatrao izay tena natokana ho anao satria ny sensation avy any anatinao any no hanambara izany . veullez lire ce verset :2 Sam 1:26
Pour plus d'explications, vous avez la publication sur facebook : tenwordsJhwgives
29. TenWords ( 30/09/2015 12:31)
Marina mihitsy ny lazain'i Pisoonja fa tsy dictateur ny Mpahary fa mampisafidy malalaka ny olombelona saingy manome famantArana kosa izy ho an'ireo liana tE hahazo fiainantsambatra ho amin'izany fiainam-panambadiana izany. Ho an'i Charoumeni , tsy dia haiko ny dikan'ilay pseudo na anaranao fa mila mangataka ianao ary hasehony anao ho azy eo anoloanao izay anjaranao raha mino ianao, mino izahay fa vehivavy ianao , noho izany mila mahay mihaino tsara ny 6em sens-nao / instinct maternel ianao : jereo 2 Sam 1:26
Pour plus d'explications, vous pourriez suivre la publication sur facebook de tenwords
30. nirinanicolas ( 19/11/2015 06:20)
Petites annonces gratuites à Madagascar. Visiter www.madapage.com.

Vendez, achetez, louez et proposez vos services sur le plus grand site de petites annonces gratuites en Madagascar : immobilier, voiture, moto, emploi, etc.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1301