Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ethan156 ( 04/06/2013 09:05)
Conclave :Botozaza P, Mamy R, Hanitra R : Matahoatra an'i Ra8 sa mihatsaraivelatsihy ?
Tao @ konklavy no nandrosoan'ireto ny hevitra hoe manina raha soloina ny kandidà nefa zareo ndray no tsy nety nanao sonia rehefa raikitra tokoa !!... tohiny
novalian'i hery ny 05/06/2013 08:52
Nehemiah ( 04/06/2013 07:52)
Ny Safo-drano, fizaràna faharoa
Raha ohatra ka nisy tokoa izany Safo-drano maneran-tany izany, ary raha taranaky ny roroa 4 monja isika, ka nisy fotoana ampy iraketan'ireny tranga ireny @ anganon'ny vahoakan'izao tontolo, tsy tokony... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/06/2013 06:03
Nehemiah ( 04/06/2013 07:52)
Ny Safo-drano, fizaràna faharoa
Raha ohatra ka nisy tokoa izany Safo-drano maneran-tany izany, ary raha taranaky ny roroa 4 monja isika, ka nisy fotoana ampy iraketan'ireny tranga ireny @ anganon'ny vahoakan'izao tontolo, tsy tokony... tohiny
endriny ( 04/06/2013 05:58)
Nanao ahoana ny fifadian-kanina teny Iavoloha ry Bazylou a?
Mba ilazao ny kaly hariva teny ny namana e?... tohiny
endriny ( 04/06/2013 05:38)
Izay manana ganida
Mba mila iray boaty maika dia maika ny eny Ambohitsorohitra MIsaotra mialoha Tsy mety hono ny goavy manta a...... tohiny
sitlo ( 04/06/2013 02:16)
Ohatra ny omby
Ilay malagasy raha hiteny hoe: koa raha tsy omby izahay koa ataon'ialahy manao an'izao dia manao. Na koa raha tsy alika lahin'ialahy izahay koa... Nefa rehefa atao hoe zanak'ondry dia falifaly ery.... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/06/2013 08:52
Nehemiah ( 03/06/2013 13:49)
Noa sy ny Sambofiaran'ny Safo-drano
[url=http://www.smartbaiboly.org/online#Genesisy%207:17-19]Gen. 7:17-19[/url] : [color=blue]Ary naharitra efa-polo andro tambonin’ny tany ny safo-drano, dia tonga betsaka ny rano ka nanainga ny samb... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 04/06/2013 07:53
Mendler ( 03/06/2013 12:28)
Mitombo ihany ny krizy eto amintsika raha mbola tsy miala izy 3 !!!
Vao mainka isika ho mahantra tanteraka!!Tsy ahazo tombon-tsoa amin'izao ataon'izy 3 izao isika vahoaka hoy i Hajo Andrianainarivelo ! ... tohiny
novalian'i sitlo ny 04/06/2013 16:07
Prystone ( 03/06/2013 10:05)
salama ry Namana isany o sody mba misy mahafantatr...
salama ry Namana isany o sody mba misy mahafantatra ny nom scientifique ny "PIRINA" ... tohiny
guant ( 03/06/2013 07:15)
FAHITALAVITRA 2
Tompony mivarotra fahitalavitra: 1/Efa maty 21",marque daewoo (misy vodiny): Ar 50000 2/Mandeha:14.27", marque changhong, couleur,misy vodiny Ar 150000 miady varotra fifandraisana:0331482163(M.HOBY)... tohiny
bazylou ( 03/06/2013 06:42)
aleo asian'ny olona any refa be mokony
http://www.newsmada.com/index.php/la-une/17327-hetsi-bahoaka-teny-ambanilalana-itaosy-voaroba-ny-tranoni-lahiniriko-nahafaty-olona-ny-mpiambina-azy#.Uaw5EkD0Ey0 vivie tgv... tohiny
novalian'i pisoonja ny 03/06/2013 11:37
cajiah ( 01/06/2013 16:46)
Te-hiova nefa.....
Tena te hiova b mhts nefa vofehan'ny fahazaran-dratsy, sarotra be ihany ny lalana makany ka. Sady tsy hay intsony hoe iza no tena izy @ lé fiangonana... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/06/2013 12:36
ethan156 ( 01/06/2013 12:38)
Hajo Andrianainarivelo : "mba ahafahana miroso any @ fifidianana ....."
Hajo Andrianainarivelo : "mba ahafahana miroso any @ fifidianana izay mbola azo atao tsara ny faha-24 Jolay ho avy izao, dia tokony havoakan'ny CES ny lisitra mpifaninana nanaraka ny lalàna marina ar... tohiny
booboo ( 31/05/2013 15:02)
androany...
Inona no zavatra nahafinaritra anao androany ? (eeeeh, dia mba tongava @ izay moa nareo atsy andrefan-trano atsy fa ao dia variana @ appéro ao aby)... tohiny
novalian'i booboo ny 06/06/2013 14:42
charoumeni ( 31/05/2013 11:35)
Fangatahana fanampiana
Miarahaba antsika rehetra Hono ho aho azafady ry namana isany, sao d mba misy mahalala nareo oe firy taona zao ny limite d'age miditra mpiasam-panjakana. Raha misy mahalala d mba ilazao fa tena ilain... tohiny
novalian'i pisoonja ny 03/06/2013 08:06
ethan156 ( 31/05/2013 08:54)
Tsy rariny raha miankina @ izy 3 ny ho avin'i Madagasikara !!!!
Tsy mety raha hiandry ny sitram-pon'izy 3 eto foana isika !!!... tohiny
novalian'i moi ny 06/06/2013 14:38
bazylou ( 31/05/2013 06:35)
mba ahoana ary tonyy
http://election-madagascar.com/... tohiny
bazylou ( 31/05/2013 06:31)
aleo hazava
fa tsy nametra pialana anie i tgv e. tartasy fanemorana fifidianana no nalefany farany teo. Ary aleo hazava fa tsy voafidy i tgv, noho izany tsy mitovy amin'ny filoha voafidy ny lalana mihatra aminy.... tohiny
novalian'i milamm ny 04/06/2013 21:48
endriny ( 31/05/2013 05:02)
Raha marina fa hoe ny feon'ny vahoaka dia feon'Atra dia
Mety hovaina ny anaran'ny Radio Feon'ny Vahoaka atao hoe Radio Feon'Andriamanitra... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/06/2013 08:57
endriny ( 31/05/2013 04:49)
Nangatahianareo moa ity angano ity dia aroso ihany
Avy eto Madagasikara ny mpanjakan'ny Jiosy iray dia I Salomona raha ny angano. Isalo Mena (Ilay fanahy tokana Mena) no dikany, izay nahitsin'i Sebah ho Suleiman. Ny naha Mena azy dia izy zarazara ka m... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2791