Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
milamm ( 22/05/2013 13:41)
fametrahampialany ireo nilatsaka ho fidiana 24 may zao
Mazava araky ny volavolandalana ny fifidianana fa io andro no ametrahan'ireo mitana andraikim-panjakana @ zao fotoana, maro izy ireo ny fanotaniana dia ahoana ny fanarahamaso izany famindrampahefana i... tohiny
novalian'i milamm ny 27/05/2013 20:12
endriny ( 22/05/2013 13:29)
Inona no fikarohana.....
Inona no fikarohna mety atao any Madagasikara amin'izao fotoana izao?... tohiny
novalian'i endriny ny 25/07/2013 05:01
jobiely ( 22/05/2013 12:52)
Hialana ve sa hiafina raha ianao no eto @ toerako ?
Tsisy ambiance mints ato ampiasananay. Samy maka ho azy ny mpiasa fa tsy miresaka zavatra hafa ankoatra ny asa, ny sasany masika sady kizintina, ny hafa indray miavona.Ny sasany tsy mihaino rehefa mba... tohiny
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 11:35
Nehemiah ( 22/05/2013 08:45)
Namorona fiainana t@ tontolo hafa ve Andriamanitra ? Raha tsy izay dia maninona no goavam-be tahak'izao izao tontolo izao
Maro ny olona, na kristiana na tsia, izay tsy mety manaiky fa ny Tany irery no plaety misy fiainana @'izao tontolo izao. Raha tsorina, misy fiainana ve ny planety hafa ? Ireo izay mino fa nivoatra et... tohiny
andrywui ( 21/05/2013 22:44)
Tsy possible tsony na ny vady amanjanany aza tsy azo ifampikasohana !!
tapa-doha eo vao mivinany amlery kely fotsiny eo !! aleo miainga seul iany de miaraka amin'ny rajoelina fa tazy no azo antoka e [img]http://randydoit.hautetfort.com/media/02/01/1686299952.2.jpg[/img... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/05/2013 04:49
endriny ( 21/05/2013 17:32)
Fa nahoana isika no tsy tia ny tenintsika?
Sa ve raha tsy izany tsy atao hoe avarapi... na ambony aoka leiretsy e... Any izay Dada Rado... tohiny
novalian'i 5laody ny 27/09/2013 15:07
rafangotsohana ( 21/05/2013 06:25)
"efa anao"
Miarahaba antsika rehetra ato ô! Sao de mba misy mahay hatr@ ny farany ny tonon'io hiran'Ambondrona io ato, aza fady? De mba alefaso ato ary misaotra mialoha, Tompoko.... tohiny
novalian'i sitlo ny 30/05/2013 17:35
andrywui ( 20/05/2013 23:06)
nankaiza i ....
NOUE , IFIONA , YUKA ,MIRANA kou tsy hitahita tsony ,ZAMA9,DILOO , PIKATTI , KALACK ,FIJO ,RAVATORANO, SALOPARD ... ny blem itako amreo olona reo de tsy nahazaka petsa de na niova PS na mitsirika de ... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/10/2013 16:29
endriny ( 20/05/2013 17:28)
Finoana an'i Kristy...
Nahoana no ny firenena tandrefana, izay toerana tsy niavian'i Kristy Tompo Jesosy irery ihany no mino fa nitsangana tamin'ny maty izy? Nahoana ny silamo sy ny jiosy no samy milaza daholo fa tsy I Kris... tohiny
novalian'i endriny ny 06/06/2013 10:26
endriny ( 20/05/2013 17:16)
Fidio Ratsiraka Didier
Fidio Ratsiraka... tohiny
novalian'i endriny ny 28/05/2013 15:13
Nehemiah ( 18/05/2013 13:24)
Ny fahavoazan'ny fidatiana radioactive
Be ny olona mieritreritra fa ny daty aman-tapitrisa taona omen'ny manam-pahaizana dia azontsika atokisana tahaky ny fahafantarantsika ny firafitry ny atôma sy ny angovo nokleary. Ary satria mirakotra... tohiny
novalian'i endriny ny 28/05/2013 18:08
toriteny ( 17/05/2013 23:48)
Fa maninona ianao no mivavaka?
Fa maninona kay ianareo no mivavaka? par obligation ve? mangataka zavatra amin'Andriamanitra ve? te handova fiainanan mandrakizay ve? SA antony hafa tsy ao anaty baiboly? Na raha avadika ny fanontani... tohiny
ialahy ( 17/05/2013 16:08)
Mba omeo vaovao an'ilay 3 art azafady ze mba mahalala oo
Nisy nikalou hono Ramora, nilakou mantsy e! so de mba misy afaka mazava misimisy hamoronana hira ho anazy e!... tohiny
Nehemiah ( 17/05/2013 13:53)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna fahavalo
Misy olona sasany izay mieritreritra fa kristiana, na mpandà an'Andriamanitra nibebaka ka niverina ho kristiana, i Darwin. Kanefa jereo anie ny zavatra nosoratany t@ biôgrafian'ny tenany (ary aoka i... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 17/05/2013 13:56
nikah ( 17/05/2013 08:32)
progesterone
Hono hoah azafady mba saika hanotany zay mahalala,Azo atao v ny manao progesterone 500mg injectable sahady am 1er mois de grossesse?????Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i 5laody ny 21/05/2013 16:46
Nehemiah ( 17/05/2013 06:25)
Ahoana ny ahafahantsika mahita kintana 15 miliara années-lumière miala avy aty raha aman'arivo taona izao tontolo izao ?
Misy galaksia sasany izay années-lumière aman-tapitrisany miala avy aty no misy azy ireo. Raha 1 année-lumière ny distance vitan'ny hazavàna ao anatin'ny herintaona, ary raha 15 tapitrisa années... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 17/05/2013 12:19
milamm ( 16/05/2013 21:11)
nodimandry ny pasitera Andriamanjato teo @ faha 83 taonany
http://www.tananews.com/asides/deces-du-pasteur-richard-andriamanjato-ce-soir-a-paris/... tohiny
novalian'i sitlo ny 31/05/2013 20:32
kime ( 16/05/2013 18:12)
Tua olona efa manambady aho
Toy izao lay tantara.izaho dia naafantatra tovolahy zay.kisendrasendra no niônanay.nisy occasion néfa niônanay s'y niresaanay.resaka fiainana fotsiny ni noresaanay.fantatro fa efa manambady izy sat... tohiny
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 13:53
vale ( 16/05/2013 09:50)
manana idole ary tia azy
Bonjour, ahoana ny atao mba tsy hitiavana idole anankiray intsony rehefa en couple, toa hitanao foana mantsy izy na dia efa tsy eritreretinao aza dia lasa any ny saina, ohatry ny hoe mamitaka ilay ol... tohiny
novalian'i vale ny 07/06/2013 11:04
jobiely ( 16/05/2013 09:13)
Ahoana ny hevitrareo amzany
Ahoana ny fijerin' ny lehilahy na ny vehivavy hafa ireo vehivavy tsy manao maquillage mihitsy rehefa hivoka ny trano na hiasa na hivavaka .... Tsy manao lokomena, tsy manao zvtr @ maso, tsy manala vol... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.894