Liste des messages
Liste des messages, inserés par jobiely, par ordre de date
jobiely
(
21/06/2013 12:32)
Hono hoy aho ry renim- pianakaviana, mba misy tany...
Hono hoy aho ry renim- pianakaviana, mba misy tany angalana aina ihany ve ianareo misy zazakely ireo rehefa tsy miasa asabotsy sy alahady ?? Tsy fantatro raha izaho no tsy mahay mandamin' asa na ny ra...
suite
répondu par tiris8786 le 20/03/2015 17:33
jobiely
(
30/05/2013 09:03)
fianarana taovolo sy tareha
Aiza kay no misy fianarana " coiffure" sy " esthétique" mba tena mampahay eto Antananarivo ?...
suite
répondu par tiris8786 le 20/03/2015 17:35
jobiely
(
29/05/2013 12:14)
fanafodin' andoha
Fa inona ry reto no mahatonga ny hoe ny silan- doha fotsiny no marary fa tsy ny loha rehetra an, eo ambony masoko ilany eo zao vao nifoha aho maraina no narary. Efa nihinanana doliprane fa mbola tsy a...
suite
répondu par endriny le 09/07/2013 05:45
jobiely
(
22/05/2013 12:52)
Hialana ve sa hiafina raha ianao no eto @ toerako ?
Tsisy ambiance mints ato ampiasananay. Samy maka ho azy ny mpiasa fa tsy miresaka zavatra hafa ankoatra ny asa, ny sasany masika sady kizintina, ny hafa indray miavona.Ny sasany tsy mihaino rehefa mba...
suite
répondu par Isabella le 10/10/2013 11:35
jobiely
(
16/05/2013 09:13)
Ahoana ny hevitrareo amzany
Ahoana ny fijerin' ny lehilahy na ny vehivavy hafa ireo vehivavy tsy manao maquillage mihitsy rehefa hivoka ny trano na hiasa na hivavaka .... Tsy manao lokomena, tsy manao zvtr @ maso, tsy manala vol...
suite
répondu par tiris8786 le 20/03/2015 17:45
jobiely
(
16/05/2013 09:09)
Ahoana ny fijerinareo azy
Ahoana ny fijerin' ny lehilahy ny vehivavy tsy manao maquillage mihitsy rehefa hivoka ny trano na hiasa na hivavaka .... Tsy manao lokomena, tsy manao zvtr @ maso, tsy manala volomaso? Mety ho tsy mah...
suite
répondu par Isabella le 10/10/2013 11:24
jobiely
(
08/05/2013 09:00)
Samy manambady izahay nefa....
Efa manambady aho ary dia tia mafy ny vadiko mihitsy satria sady tia anay 3 mianaka izy no tsara fanahy sy tena miahy anay tanteraka mihitsy. Efa betsaka ny zavatra niarahanay sy ny vadiko natao ka di...
suite
répondu par H.R.S. le 28/06/2013 11:45
jobiely
(
20/02/2013 08:03)
Mety ve zany sa tsy mety
Miarahaba daholo e,
Misy lehilahy namana itako tato @ serasera tato, nifanoratra be fôna zay sur fb nony aveo. D ôtran lasa nifankahazo tsara. Any Tamatave izy no mipetraka fa za eto Tanà. Hanao m...
suite
répondu par jobiely le 22/05/2013 08:07
jobiely
(
15/02/2013 05:51)
Te hanana namana
Mba te hanana irony antsoin'ny olona hoe " meilleure amie" irony aho. Tsy mba misy olona ifampizarako ny manahirana sy ny mahafinaritra anà mints. ...
suite
répondu par andrywui le 26/11/2013 08:17
jobiely
(
14/02/2013 12:43)
Ny zanakareo ko ve mba manao anzany ?
Miarahaba daholo e,
Ny zanako 4 taona latsaka kely, vao niditra nianatra t@ octobre dia tsy miteny mints hono izy any ampianarana oziz lé maitresse. Na anontaniana D miteny mora kely, efa apetrany eo...
suite
répondu par endriny le 22/05/2013 13:24
