Samy manambady izahay nefa....
1. jobiely
(
08/05/2013 09:00)
Efa manambady aho ary dia tia mafy ny vadiko mihitsy satria sady tia anay 3 mianaka izy no tsara fanahy sy tena miahy anay tanteraka mihitsy. Efa betsaka ny zavatra niarahanay sy ny vadiko natao ka dia tena mifampiankina tanteraka mihitsy izahay roa. Amin' izao dia misy lehilahy iray izay milaza fa tia ahy nefa izy koa efa manambady ary ny loza dia toa ohatra ny tiko koa izy ary mahatsiaro tena ho voaelingelina mafy aho manoloana ny fahatsapako tena hoe efa samy manambady izahay nefa samy tia koa. Tsitako izay atao hanadinoko io olona io ary toa mahatsiaro tena ho meloka izany aho satria manana sentiment amin' olokafa akoatra ny vadiko. Mba omeo hevitra aho hialako amin' io lehilahy io fa mitady hanimba ny fiainako. Izahay aloha mbola tsy tena niaraka toy ny fanaon'ny mpifankatia fa otran matahotra aho sao tsy hahatohitra ilay fakam- panahy Tonga ve dia holazaiko tsotra izao hoe ndao tsy hiresaka intsony sa hoe aleo mijanona ho mpinamana sa in? Izahay manko mpinamana teo aloha ary tena nifankahazo tsara mihitsy. Dia misaotra sahady amin'ny torohevitra
novalian'i H.R.S. ny 28/06/2013 11:45
2. pisoonja
(
08/05/2013 09:28)
Ianao milaza fa tena tia mafy ny vadinao , nahoana ianao no milaza fa otran'ny tinao koa , tsy possible zany , jereo tsara hoe tena tinao ve sa misy zavatra manintona anao fotsiny any aminy , dia asaivo ataon'ny vadinao ilay zavatra manintona anao any aminy dia ho hadinonao izy , tsy mitombina mantsy zany fo mitempo @ olona roa izany
3. andyly
(
08/05/2013 11:45)
Vita mariazy ve nareo mivady ? De sahinao ve ny manao izany ny vadinao
Tonga de teneno ilay oul ary hoe aleo hijanona fa sao tratra aho de ho
aiza ny zanako ? Zakanao ve ireo?

4. Lars
(
09/05/2013 07:11)
Lehilahy aho no mamaly anao. Diso dia diso ny fiheveranao fa tia anao koa io lehilahy iray io fa tia hanao firaisana @nao fotsiny no tena marimarina kokoa. Surtout manana ny vadiny ihany koa izy.
5. jobiely
(
10/05/2013 06:31)
Andyly: ie, vita mariaz mints zay. Za nge oa mbola ts nampirafy azy e, ar zay sy lé ol io ko mbola ts miaraka fa za fotsn no sairatsaina fa ôtran misafotofoto be amiko léizy. Tsy haiko ny nanavaka ny fihetse- poko @ hoe tia azy sy ny hoe mahafinaritra ahy fotsiny izy fa tsy tiko. Marina mihitsy ny an' i pissonja oe tsy mitempo ho an' olon- droa ny foko fa ôtran mandresy lahatra anà fotsiny ny fihetsiny sy ny firesany amiko. Mazava amiko zao fa tsy amoureuse amin' io ol io aho fa mahafinaritra ahy fotsiny izy .
Lars: Misaotra fa amin' ny valitenin- dehilahy fa misy hisainana. Soa ihany fa mbola tsy tafiditra lalina taminy aho.

7. mirananirina
(
10/05/2013 13:56)
Matetika ny lhl tsy mety hijanona ho namanao izany fa misy foana ireo tsy maintsy mikôty, fa mahaiza miresaka sy mampiresaka, ampidiro ao antsainy fa manambady ianaoary manambady izy. Raha miaraka ianareo mazava ho azy fa tsy misy fitiavana firy fa filàn'ny nofo no ilaina.Aza mieritreritra mht hoe hotiany izany ianao fa tsy atakalony ny vadiny na oviana na oviana. Ary ny lhl dia mitovy daholo, ka raha hiala ny akatso ianao dia miditra any Ambohidempona, eritrereto tsara
8. 5laody
(
10/05/2013 16:53)
jobiely:
Andyly: ie, vita mariaz mints zay. Za nge oa mbola ts nampirafy azy e, ar zay sy lé ol io ko mbola ts miaraka fa za fotsn no sairatsaina fa ôtran misafotofoto be amiko léizy. Tsy haiko ny nanavaka ny fihetse- poko @ hoe tia azy sy ny hoe mahafinaritra ahy fotsiny izy fa tsy tiko. Marina mihitsy ny an' i pissonja oe tsy mitempo ho an' olon- droa ny foko fa ôtran mandresy lahatra anà fotsiny ny fihetsiny sy ny firesany amiko. Mazava amiko zao fa tsy amoureuse amin' io ol io aho fa mahafinaritra ahy fotsiny izy .
Lars: Misaotra fa amin' ny valitenin- dehilahy fa misy hisainana. Soa ihany fa mbola tsy tafiditra lalina taminy aho.
Manaova aloha fampihavanana any amin'ny FFKM fa aza manary ny akoho taman-trano;hoe nahita kandida vaovao aho. Mpanao Pôlitika io Rangahy efa manam-bady io fatsy tia anao izany.
9. cbd
(
10/05/2013 18:08)
jobiely:
ie, vita mariaz mints zay.
d mba misaina d hajao ny vady sy ny zanaka , d hajao ny voady natao , d mahaiza manaja tena d basta !!!
10. sylvoalias
(
10/05/2013 21:09)
Salut daoly o ..!
namaky ny vevitra navoakanare tsirairay avy aho,ka toa lasa hevitra ihany...
fa toa olona maontina sy hendry ary madio saina sy hevitra daholo ny rehetra.
Olombelona naefa ny tena,ka tsy ilaozan'ny fakam-panahy maro isan-karazany.izay voarara ny didy folo. Tsy misy tsy diso izay mandia ny tany fa izay mivary lavo no adala indrindra.
Samy efa nangalatra daholo, samy efa nijangajanga daholo, samy efa nanao fahotana maro izay tsy ho ary ho voatanisa daholo.
ny olana ho vahana eto anefa de anisan'ny olana mpiseho andavanandro tokoa fa fototry ny ady sy ny korontana ary ny tsy fifankazahoana eo amin'ny fiaraha-monina,eo amin'ny mpiray tampo sy mpihavana,ny mpiara-miasa sy mpiara-mianatra....
Ny vady hono jerijery kanefa aza mba tsikarin-dRangahy vadiny ihany fa sao mahita angano.
ny maso anefa tsy azo feferana ,toy izany koa ny fitiavana,eny fa na de ho an'ireo manambady aman-janaka aza.
Ny fitiavana anefa maro karazany, (tsotra, madio,ara-nofo etsetra ets.)
samy manana ny heviny ny tsirairay.Samy manana ny fijeriny koa.
Indraindray anefa ny fanambadiana ho an'ny olona sasany dia fefy sy tamboho avo de avo tsy azo vikinina,tsy azo ihoarana...ka matetika ilay olona toy ny gadra ka mikaroka hatrany ny lalana hivoahana.
Hoan'ny olona sasany kosa dia zavatra tsy misy hasiny ka samy manao bara nahina ny mpivady ka samy manao izay saim-patany.
Na koa saritsarim-panambadiana izay mody maontina ,izany hoe mpiangona amin'ny alahady fa mangalatra akoho kosa ny alatsinainy.
Ny lehilahy matetika de mpihaza sy mpanjono.....moa ny vehivavy de haza sy trondro....ka izay tsara jono mahazo trondro,izay mahay mihaza mahazo haza,.hevitra koa anefa ny fitondrana kanakana.satria tsy izay haza rehetra akory de mahasoa daholo,na ny trondro rehetra akory de mahavoky fa mety mahakenda koa.Ho soa ho kenda hoy ny fitenenana hahay hitsako... ka de miarena fa ny diavolan-ko lava ary ny lalao mbola ho ela....
Tsy misy soa mihoatra ny fifanajana,feno fahendrena.faharetana sy fitiavana. ny ao antrano dia ao antrano,ny vady de vady ....fa ny akanga tsara soratra tsy atakalo akoho za-trano.
Tano ny azo fa sarotra ny mila....Raha sendra misy fitiavana mandalo sendrasendra olona sympa...mitsikitsiky,mahay mampiresaka etc... reveo mangina,ary ataovy toy ny trafon-kena nomena mahery koa ambava mitsako ary ao am-po kosa mierotra....rrrooooon rrrooon...
Mpihaza sy mpanjono io ...:-)) ka hasakasakareo....(vavan-kisoa misy sira ka hasakasak'izay homana azy.....!!...Vive la libertée! Vive Mcar...
Bisous á tous
11. mirananirina
(
11/05/2013 07:26)

Tsy azo atao kosa ny manoro hevitra ratsy ihany koa, marina fa betsaka ny fankampanahy, fa ny akamaroan'ny lhl dia mitovy daholo ihany ,zvt 1 no tanjona raha toa ka vhv efa manambady no hiarahany!
Marina ihany koa fa samy manota daholo, dia hiala @ izany ota izany no tokony atao fa tsy hanota hanota foana
12. sylvoalias
(
11/05/2013 20:47)
mirananirina:...

Bjr
Tsy misy ny hevitra ratsy fa ny fisainana fahazahoana ilay hevitra no samy hafa,ny mety amiko ohatra mety tsy tsara aminao, ary tsy manoro hevitra ratsy aho fa mitanisa ny toe-java misy andavanandro amin'ny tontolo iainantsika.Tsy angano akory io na arira arira fa zava-misy.Misy ny fakam-panahy ary betsaka amintsika no voafitaka sy voajono noho ny herin'ny ara-nofo.Ho an'izay manan-kerintsaina,ampy sy fatra-pinoana ka afaka miady dia arahaba soa arahaba tsara.kanefa etsy anadaniny fantastika fa ny fo tia adala....ary ny fitia mifamaly hoy ny sasany mahatsara fihavanana...ka raha olona iray kosa no tsy tia de mitotoa koba hatavy....:-))...
Tafandria mandry daholo ooo o
S.
13. hasi4
(
12/05/2013 05:42)
tonga dia milele aminy aloha zao vao miala nonoy ny azy asaivo milelaka ny anao koa izy de samy vita
14. mirananirina
(
12/05/2013 12:13)
sylvoalias:. Tsy hoe ianao no manoro hevitra ratsy akory ka diso fahazoanao ny teniko na izaho koa tsy nahay nanazava . Fa hoe diso hendry nareo hoy ianao dia izay lazaiko hoe tsy hanome hevitra ratsy kosa fa ny marina sy tsara ihany no lazaina! Efa hita fa tsy mety raha efa manambady no mbola hijangajanga

15. sylvoalias
(
13/05/2013 05:49)
mirananirina:

xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
salama e...
Misaotra amin'ny hevitrao....
Marina koa ny voalazanao fa tokony hanao ny soa sy ny mety ary ny tsara hatrany isika.
Izay manambady dia tsy tokony ho hendry sy hamitsaka tsarahanaja ny vady ao antrano ka tsy hijangajanga. Ho sambatra tokoa izany tokantrano izany.Ary raha isika rehetra no toy izany de ho sambatra tokoa i Madagasikarantsika.Mampalahelo anefa fa tsy izany no zava-misy. Toy ny Sonjo iray lohasaha anefa isika ka tsy ilaozan'izay iray hamarara....ary matetika manao boloky homam-boan-tseva ka fy ny ato fy ny aroa ka manao be ambava sy be fandrapaka ka tsy araka intsony ny mitsako fa tonga de mitelina....ka toy ny ganagana mandro ka samy manao izay saim-patany... :-((
Misy foana ny safidy, ny ratsy sa ny soa...????..nefa mahagaga fa matetika de ny ratsy no be mpifidy...fantatsika olombelona izany hatrany ampiadohana...(Adama sy Eva)...
Tsy eo amin'ny lafiny fijangajangana ihany fa iray topi-maso amin'ny fianantsika andavanandro.( toaka,sigara,rongony,extase,heroïn,cocaïn,LSD etc....ny fanajana ireo lalána isankarazany mifehy ny fiarahamonina,firy isanjato(%) amintsika no manaja azy ireo????),
Mampalahelo nefa mahery ny herin'ny fakam-panahy.... :-((
Bonne journée daholo o..!
sylvoalias
16. didi10
(
13/05/2013 06:27)
jobiely:
Efa manambady aho ary dia tia mafy ny vadiko mihitsy satria sady tia anay 3 mianaka izy no tsara fanahy sy tena miahy anay tanteraka mihitsy. Efa betsaka ny zavatra niarahanay sy ny vadiko natao ka dia tena mifampiankina tanteraka mihitsy izahay roa. Amin' izao dia misy lehilahy iray izay milaza fa tia ahy nefa izy koa efa manambady ary ny loza dia toa ohatra ny tiko koa izy ary mahatsiaro tena ho voaelingelina mafy aho manoloana ny fahatsapako tena hoe efa samy manambady izahay nefa samy tia koa. Tsitako izay atao hanadinoko io olona io ary toa mahatsiaro tena ho meloka izany aho satria manana sentiment amin' olokafa akoatra ny vadiko. Mba omeo hevitra aho hialako amin' io lehilahy io fa mitady hanimba ny fiainako. Izahay aloha mbola tsy tena niaraka toy ny fanaon'ny mpifankatia fa otran matahotra aho sao tsy hahatohitra ilay fakam- panahy Tonga ve dia holazaiko tsotra izao hoe ndao tsy hiresaka intsony sa hoe aleo mijanona ho mpinamana sa in? Izahay manko mpinamana teo aloha ary tena nifankahazo tsara mihitsy. Dia misaotra sahady amin'ny torohevitra
Misaotra anao nizara, nanontany aloha vao manapa-kevitra satria kihindalana eo amin'ny fiainanao tokoa izao zavatra mitranga izao.
Aleo tonga dia hotantaraiko aminao mialoha ny zavatra rehetra hitranga raha hiditra amin'izany fifankatiavana ivelan'ny tokantrano izany ianao.
Tapakevitra ianareo fa hiaraka, tsy maintsy mamokatra énérgie en plus ianao satria mila vola, mila fotoana, mila herim-batana, mila herin-tsaina izany manao sipa izany, ireo zavatra ilaina rehetra ireo dia tsy maintsy andaingainao amin'ny vadinao avokoa satria tsy maintsy hisy ihany ny fanontaniana majinijinika satria tsy maintsy misy fiovana ao.
Momba anao sy ilay sipanao indray dia, hifanaraka ianareo fa samy manambady ka noho izany tsy misy engagements, kanefa rehefa entin'ny fahafinaretan'ny nofo sy ireo sensation hafa tsy hitanao hatrizay ianao (indrindra ny vehivavy) dia raiki-po tanteraka. Lasa miova mihitsy ny filaharan'ny "priorité" aminao satria toa ilay sipanao indray no tena tompony.
Fantaro fa tsy maintsy hisaraka ianao sy io sipanao io na ho ela na ho haingana, mety antony roa no hahatonga izany:
1- Mety tonga saina ianao satria misy toetra tsy tianao ataony, na izy no nisaraka taminao, fantaro anefa fa rehefa nanandrana indray mandeha ianao dia tsy te hijanona intsony, tonga ao aminao ilay dépendance tahaka ny mahazo ireo mpisotro toaka sy mpifoka rongony, dia hanao sipa foana ianao ary lasa mipetraka ho toetra tsy mahamenatra intsony ny fampirafesana.
2- Mety ho tratra ianao ka fantaro ny "risque" rehetra mety aterak'izany, ny lehilahy matetika dia tsy mahazaka izany ampirafesina izany, indrindra ianareo ka efa vita raharaha. Ahoana ny amin'ny zanakareo? ny fahafaham-baraka amin'ny fiaraha-monina?
Ny conseil omeko anao dia miresaha tsara ianareo mitady hisipa ireo, tahaka ny ifanarahanareo ny amin'ny hiaraka no tokony hifanarahanareo ny tsy hiaraka, mahery loatra ilay fitiavana vaovao ka ho sarotra aminareo ny tonga dia hanapaka izany avy hatrany, mifandrese lahatra fa tsy mety izany fiarahanareo izany. Rehefa aorian'izay vao tapaho tanteraka ny fifandraisana.
Mirary soa.
17. jobiely
(
13/05/2013 08:00)
didi10:

.....
Misaotra betsaka anao Didy folo fa tena marina daholo izany. Ilay miady hevitra aminy ngamba ho sarotra satria mba efa nolazaiko anzay iany izy oe tsika samy manambady fa aleo iany ho mpinamana, dia hoy izy hoe ts mety aminy hono izany minamana amiko zany fa sipa no ilany ahy. Dia aleo ngamba tsy hanazava aminy intsony aho fa ny mifanerasera aminy no ho éviteko manomboka anio. Sady tsy tiko koa ny miresaka aminy fa otran mandresy lahatra ahy daholo izay teneniny rehetra dia tonga dia aleoko tsy asina resaka be fa salut salut fotsiny dia vita. Rehefa leo ve izy tsy hipetraka ihany.
19. jobiely
(
13/05/2013 08:06)
hasi4:
tonga dia milele aminy aloha zao vao miala nonoy ny azy asaivo milelaka ny anao koa izy de samy vita
...
Misaotra @ toro vohana
20. jobiely
(
13/05/2013 08:07)
sylvoalias:
Salut daoly o ..!
namaky ny vevitra navoakanare tsirairay avy aho,ka toa lasa hevitra ihany...
fa toa olona maontina sy hendry ary madio saina sy hevitra daholo ny rehetra.
Olombelona naefa ny tena,ka tsy ilaozan'ny fakam-panahy maro isan-karazany.izay voarara ny didy folo. Tsy misy tsy diso izay mandia ny tany fa izay mivary lavo no adala indrindra.
Samy efa nangalatra daholo, samy efa nijangajanga daholo, samy efa nanao fahotana maro izay tsy ho ary ho voatanisa daholo.
ny olana ho vahana eto anefa de anisan'ny olana mpiseho andavanandro tokoa fa fototry ny ady sy ny korontana ary ny tsy fifankazahoana eo amin'ny fiaraha-monina,eo amin'ny mpiray tampo sy mpihavana,ny mpiara-miasa sy mpiara-mianatra....
Ny vady hono jerijery kanefa aza mba tsikarin-dRangahy vadiny ihany fa sao mahita angano.
ny maso anefa tsy azo feferana ,toy izany koa ny fitiavana,eny fa na de ho an'ireo manambady aman-janaka aza.
Ny fitiavana anefa maro karazany, (tsotra, madio,ara-nofo etsetra ets.)
samy manana ny heviny ny tsirairay.Samy manana ny fijeriny koa.
Indraindray anefa ny fanambadiana ho an'ny olona sasany dia fefy sy tamboho avo de avo tsy azo vikinina,tsy azo ihoarana...ka matetika ilay olona toy ny gadra ka mikaroka hatrany ny lalana hivoahana.
Hoan'ny olona sasany kosa dia zavatra tsy misy hasiny ka samy manao bara nahina ny mpivady ka samy manao izay saim-patany.
Na koa saritsarim-panambadiana izay mody maontina ,izany hoe mpiangona amin'ny alahady fa mangalatra akoho kosa ny alatsinainy.
Ny lehilahy matetika de mpihaza sy mpanjono.....moa ny vehivavy de haza sy trondro....ka izay tsara jono mahazo trondro,izay mahay mihaza mahazo haza,.hevitra koa anefa ny fitondrana kanakana.satria tsy izay haza rehetra akory de mahasoa daholo,na ny trondro rehetra akory de mahavoky fa mety mahakenda koa.Ho soa ho kenda hoy ny fitenenana hahay hitsako... ka de miarena fa ny diavolan-ko lava ary ny lalao mbola ho ela....
Tsy misy soa mihoatra ny fifanajana,feno fahendrena.faharetana sy fitiavana. ny ao antrano dia ao antrano,ny vady de vady ....fa ny akanga tsara soratra tsy atakalo akoho za-trano.
Tano ny azo fa sarotra ny mila....Raha sendra misy fitiavana mandalo sendrasendra olona sympa...mitsikitsiky,mahay mampiresaka etc... reveo mangina,ary ataovy toy ny trafon-kena nomena mahery koa ambava mitsako ary ao am-po kosa mierotra....rrrooooon rrrooon...
Mpihaza sy mpanjono io ...:-)) ka hasakasakareo....(vavan-kisoa misy sira ka hasakasak'izay homana azy.....!!...Vive la libertée! Vive Mcar...
Bisous á tous
Misaotra anao nanoro ny tsara tokony ho arahina